« Madagascar : insularité et contraintes géopolitiques ». Tel a été le thème de la conférence organisée par le ministère des Affaires étrangère (MAE) à Anosy, hier. Le ministre de la Défense nationale (MDN) et non moins MAE par intérim, le général Richard Rakotonirina, a rappelé la position de Madagascar devant la conjoncture […]
Mois : février 2023
Tir en l’air du 06 février 2023
Covid 19 : 15 ireo voatily ho nitondra ny tsimok’aretina
Toy izao indray ny tatitra mikasika ny tsimok’aretina Covi-19 tao anatin’ny herinandro, 28 janoary hatramin’ny 03 febroary lasa teo. Nahatratra 15 ireo voatily ho nitondra ny tsimok’aretina eto amin’ny Nosy. Mitsinjara ao amin’ny faritra telo samihafa. Ahitana tranga vaovao miisa 10 ato amin’ny faritr’Analamanga. Telo ao amin’ny faritra Atsinanana. Roa […]
Rafanomezantsoa Jean Nirina: “Matoa mpandresy dia misy ady natrehana…”
“Miarahaba ny ekipam-pirenena Barea-n’i Madagasikara aho nahavita dingana goavana. Misy antony maro nahatonga izao fahombiazana izao fa amin’ny fanatanjahantena dia ilaina ny firaisankina sy ny fiombonam-po”, hoy ny filohan’ny Hafari Malagasy, Rafanomezantsoa Jean Nirina niarahaba ny Barea-n’i Madagasikara manoloana ny zava-bitan’izy ireo ka nahazoana ny laharana fahatelo aty Afrika. Nambarany fa […]
Toamasina: telo lahy nanendaka mpianatra voasambotra
Nanendaka mpianatra nirava, tra-tehaky ny polisy ny telo lahy nitondra antsy teo am-panaovana ny asa ratsiny tao Tanambao Verrerie, ny harivan’ny asabotsy 4 febroary teo. Niandry ny firavan’ny mpianatra, efa nihaodihaody teny amin’ny manodidina izy ireo. Teo am-panatontosana ny fanaraha-maso ny filaminan’ny tanàna ny polisy tamin’izay. Nikasa handositra ireo olon-dratsy. […]




