Mois : février 2023

Jery taratra…

Efa zotram-pifidianana izao… Nifarana ny fisoratana anarana isan-tokantrano amin’ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy. Tsy tratra ny vinan’ny Ceni hoe 13,5 tapitrisa ny isan’ny mpifidy voasoratra anarana. Na ny 10 tapitrisa aza, tsy tratra ny 31 janoary niafaran’ny fanisana mpifidy eny anivon’ny tokantrano. Na izany aza, nambaran’ny eo anivon’ny […]

Governoran’ny BFM : hofehezina ny fidangan’ny vidim-piainana

Handray ny asany ny governora vaovao ny Banky foiben’i Madagasikara, Andrianarivelo Aivo. Tsapany tokoa fa ilaina ny haha marin-toerana ny Ariary ary mila fehezina ny fidangan’ny vidim- piainana. Mankato ny fanendrena ny governoran’ny Banky foiben’i Ma­da­gasikara (BFM) ny filankevitry ny minisitra, aorian’ny soso-kevitra aroson’ny filankevi-pitananana. Nandray ny fianianany, omaly, ny […]

Mila sahy ny vahoaka !

Mangingina ny tanàna, tsy hita be ihany ny handraisana azy. Mitohy ny andavanandron’ny mponina. Seriny amin’ny paikadiny ny mpanao politika. Ny mpandraharaha, ankilan’izany sahirana amin’ny fitazonan’aina ny fidiram-bolany. Vao manomboka ny taona, samy rempotra sy sempotra daholo ny malagasy, tsy an-kanavaka. Olom-bitsy, izay migoaka ny tombontsoa tsy hita pesimpesenina amin’ny […]

Tselatra

Nahazo fahafahana vo­n­jimaika avokoa ireo olo­na miisa enina voarohirohy ho naka an-keriny an’ilay to­vovavy 19 taona mpianatry ny polytech ny 04 janoary teo. Tsiahivina fa natao takalonaina tao Andranomisa, ka­ominina ao ihany sy dis­trikan’An­jo­zorobe ity tovovavy ity. Navotsotr’ireo mpa­ka an-keriny izy ny 24 janoary teo. Tratra tamin’ izay koa ireo […]