Mois : février 2023

Lalaon’ny Barea sy Centre Afrique : nangatahin’ i Eto’o hatao any Cameroun

Tsy nahazo alalana handray lalao iraisam-pirenena ny kianjan’i Bangui Centre Afri­que. Nampindrana ny kianja Douala, any Came­roun ho an’ny Federasion’i Centre Afrique taranja baolina kitra (FACF) i Samuèl Eto’o, filohan’ny Federa­siona Kamero­ney. Natao handraisan’izy ireo ny lalao miverina hihaonan’ny Ba­rean’i Madagasika­ra sy i Centre Afrique, ny 27 marsa ho avy […]

Volley – CCCZone7 : vonona ny klioban’ny GNVB

Hanainga rahampitso ny ekipan’ny GNVB (Gendarme­rie Nationale de Volley-Ball), hiatrika ny andiany faha-27 ny fiadiana ny amboaran’ny tarika tompondaka aty amin’ny faritra faha-7. Vonona tanteraka ireo mpilalao, raha ny nambaran’ny filohan’ny klioba, Chef d’Escad­­ron, Comman­dant For­tunat, tetsy Ankoron­drano, omaly. Mpilalao 12 eo amin’ny lehilahy ary 9 kosa ny vehivavy, miampy […]

Minisitra Andre Haja Resampa: hanohy sy hanatanteraka ny asa efa natomboka

Nanome toky ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena vaovao, i Andre Haja Resampa, fa hanohy izay ezaka rehetra nataon’ny minisitra teo aloha, i Tinoka Roberto sy ny ekipany. Nivoitra izany nandritra ny fifamindram-pahefana, omaly, teny Ambohijatovo. Andraikitra goavana miandry ny lalaon’ny Nosy, hatao afaka 6 volana. “Tsy mora izany […]

Oniversite rehetra : voarara ny “Bizutage”

Namoaka fanambarana ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika fa voarara manomboka izao ny fanaovana “bi­zutage”. Toy izany koa ny hetsika rehetra fanaon’ny mpianatra tranainy handraisana ireo mpianatra vaovao manerana ny oniversite sy IST rehetra miankina amin’ny fanjakana. Toraka izany ny karazana fifaninanana rehetra ara-kolotoraly na ara-panatanjahantena mety hiteraka […]