Mois : mars 2023

Foibe FJKM: iraisan’ny kristianina ny hazakazaka masina

Hanatanteraka ny hetsika “Hazakazaka masina rodobe” ny foibe FJKM, ny 15 avrily izao. Ny kristianina rehetra amin’ireo fitandremana ma­nerana ny Nosy no handray anjara amin’izany. Efa misokatra ao amin’ny fobe FJKM Analakely ny fisoratana anarana ho an’ireo maniry ny hanatanteraka ity hetsika ity. Hiainga eo amin’ny FJKM Antanetibe Fitiavana ny […]

Hanampy ny ambaindain’ny fampianarana : handray mpiasa 400 ny minisiteran’ ny Fampianarana teknika

Handray olona hiasa miisa 400 ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa. Fantatra izany, araka ny naoty laharana 410- 2022/ METFP/SG, ny 14 oktobra 2022, ary nohamafisina tamin’ny alalan’ny tolotra ho an’ireo rehetra liana AMI, laharana 060- 2023/ METFP/ SG navoakan’ny ministera. Mpiasa vaovao 400 isa no horaisin’ny minisiteran’ny […]