Mois : mars 2023

Produit de luxe…

Le retour à la normale reste encore difficile pour nos compatriotes qui ont subi les conséquences des cyclones ayant frappé le pays. Dans certains endroits, alors que la population ne s’est pas totalement débarrassée des séquelles de précédents cyclones plus d’un an après, une autre catastrophe l’a déjà frappée. Sans […]

Fampiasam-bola : nodinihana hatramin’ny 2019 ny volavolan-dalàna

Manome antoka ny mpa­mpiasa vola ny nandraisan’ny Filankevitry ny ministra ny volavolan-dalàna momba ny fampiasam-bola eto Mada­gasikara. Nifampidinihana hatramin’ny taona 2019 niaraka tamin’ireo avy amin’ny sehatra tsy miankina rehetra, ny mpiara-miombon’antoka teknika sy ara-bola, ny mpamatsy vola toy ny Banky Iraisam-pirenena sy ny Vondrona Eoro­penina. Tapaka teo anivon’ny Vao­miera CRDA […]

Ranomasimbe Indianina : omen-danja ny vehivavy mpanjono

Noho ny fankalazana ny Andron’ny vehivavy, natao tao Rodrigues ny 10 marsa teo ny atrikasan’ny Federasiona mpanjono tranainy aty amin’ny ranomasimbe Indianina (FPAOI),* miara-miasa amin’ny Vaomieran’ny ranomasimbe Indianina (COI). Atri­kasa nanomezan-danja ny vehivavy mpanjono aty amin’ny COI, anisan’izany Ma­da­gasikara. Afaka nandray fitenenana izay rehetra nanatrika nilazalaza momba ny asany, ny […]

Vidin’entana : tafakatra 1 100 Ar ny kapoakan’ny vary

Nahitam-piakarana ny vidim-bary teny an-tsena eto Antananarivo, nanomboka omaly. Lasa 1100 Ariary ny kapoakan’izany ho an’ireo mpivarotra madinika eny anelakela-trano rehetra eny. Voakasik’izany avokoa ny vary vokarina eto an-toerana rehetra. Toy ny vary gasy sy makalioka ary diste. Niakatra sy nanondrotra ny vidim-bary ny eny anivon’ny mpivarotra mpamongady raha ny […]