Mois : mars 2023

En passant…

Les étudiants de l’Espa de Vontovorona ont poursuivi leur manifestation hier, mais beaucoup plus calme par rapport à celle du mardi. Ils ne sont pas sortis du campus et par conséquent, il n’y a eu ni barrage ni pneus brûlés dans les rues. « Nous avons observé cette grève pacifique pour […]

Tenisy ambony latabatra – «Afrique 2023» : mianto-tena dia tsy lasa i Santatra sy i Harena

Manomboka anio alarobia 8 marsa, atsy Djibouti, ny fiadiana ny ho tompondaka ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany atsinanan’i Afrika, eo amin’ny taranja tenisy ambony latabatra. Anisan’ireo manana solontena hiatrika izany i Madagasikara. Tsy anisan’ireo hifaninana anefa i Santatra sy i Harena, mpilalaon’ny Acacia noho tsy fahampian’ny hoenti-manana. Nambaran’ny federasiona […]

Ligue des Champions: hanala vela amin’ny Bayern ny PSG

Hotanterahina anio ny lalao ampahavalon-dalana miverina faharoa amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des Cham­pions 2023” (LDC). Hihaona amin’ny Paris Saint Germain (PSG), klioba Frantsay ny Bayern, klioba Alemà. Lalao hotanterahina ao amin’ny kianjan’ny Allianz Arena. Hanala vela amin’ny Bayern ny PSG. Tsiahivina fa lavon’ny Bayern tamin’ny isa 1 […]