Mitsipaka marindrano ny fampihenana ny herin’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly (Pac) ireo fiarahamonina sivily, miisa 15. Nanao fanambarana fametraham-pialana faobe izy ireo. Anton’izany ny korontana eo amin’ny fitantanana noho ny lalàna « Idealson ». Efa tsy miantoka intsony ny fahaleovantenan’ny Pac ilay lalàna. Mamotika ireo ezaka natao, tamin’ny nametrahana ny […]
Mois : mars 2023
Fitakian’ny SMM – Raharaha Toamasina : “Aoka hiverina amin’ny fanapahan-keviny ny préfet”
Hentitra ny nambaran’ny eo anivon’ny Sendikàn’ny mpitsara (SMM), amin’ny alalan’ny filohany, Andriantsihorisoa Mbitanarivo, omaly, tetsy Ankorahotra. “Takinay tsy misy fepetra sy tsy misy hatakandro ny hisintonan’ny Préfet-n’i Toamasina ny fanapahana noraisiny taorian’ny fivorian’ny OMC, tsy natrehin’ny tonia mpampanoa lalàna, manoloana ny fanapahana ara-panjakana noraisiny ny 9 marsa teo, momba ny […]
Fampandrosoana ny eny ifotony: nahazo fiara sy ordinatera ny lehiben’ny distrika sy ny préfet
Noraisin’ny filoha Rajoelina Andry ireo lehiben’ny distrika sy ny préfet manerana ny Nosy, omaly. Nomeny toromarika momba ny fifidianana izy ireo ary nampahatsiahivina ny andraikiny eny ifotony. Notoloran’ny filoha fiara 4×4 miisa 76 ireo tonga teny an-toerana ankoatra ireo efa nisitraka izany, miisa 47 teo aloha . Eo koa ny […]
Ny hevitra no miady
Miharatsy andro aman’alina ny toedraharaha politika eto Madagasikara, ankehitriny. Mampahatsiahy tantara ratsy, indrindra ireo karazana kirizy nisesisesy ka nahatonga izao fahantrana mangitsokitsoka andro aman’alina izao. Manomboka miseholany ny herisetra amin’ny endriny samihafa, miafara any amin’ny fandatsahan-dra sy fikasihan-tanana. Manomboka miseho lany ny korontana, noho ny fiarovana tombontsoa manokana. Zary ataon’ny […]
Fanambin’ny ceni: fifidianana madio, tsy misy savorovoro
Samy manantena fifidianana madio sy mangarahara ny ankolafin-kery politika rehetra. Nanao rodobe, nanatrika ny dinika nokarakarain’ny Ceni ny Mpitondra sy ny mpanohitra. “Zotram-pifidianana tsara omana, andraisan’ny rehetra anjara hampisy fitoniana sy filaminana no tanjona tiantsika hotratrarina amin’ny fihaonana. Hojerentsika miaraka hoe: ahoana no hahazoantsika manomana fifidianana ho avy rehetra ao […]




