Nihena raha mihoatra amin’ny isan-taona ny antontan’ isa vonjimaika voaray teo anivon’ny sampana vonjy taitra sy fameloman’aina ao amin’ ny HJRA, Ampefiloha. Ho an’ny alahady sy ny alatsinainy (hatramin’ny 3 ora tolakandro nandalovana teny an-toerana), 62 ireo olona nandalo fizahana tao amin’ny hopitaly. Araka ny fanazavan’ny mpitsabo iray ao amin’ny […]
Mois : avril 2023
Andoharanofotsy : nivarotra rongony ireo mpivarotra hani-masaka
Nanararaotra nivarotra rongony ireto mpivarotra sakafo masaka tao Belambanana Andoharanofotsy, omaly. Nifanotofana rahateo ny fividianana sakafo teny an-toerana satria fety ny andro. Tsy vitan’ny sakafo ihany anefa no namidin’izy ireo fa nivarotra rongony ihany koa. Araka ny tatitra nampitain’ny zandary ao amin’ny tobim-paritra Andoharanofotsy, mody mividy sakafo ny mpifoka rongony […]
Arivonimamo : jiolahy efa-dahy maty rotiky ny bala
Nandroba vola 4 tapitrisa Ariary! Lavon’ny zandary ireo jiolahy efa-dahy nanafika tao amin’ny tanànan’Andranomiely – Arivonimamo, ny 7 avrily teo. Niditra an-keriny tao amin’ilay tokantrano, nitady vola sy ny fahana amin’ny telefaonina izy ireo. Fito lahy ny mpanafika ka tsy afa-nandà ny lasibatra. Natolony tsy fidiny an’ireo mpanao ratsy ny vola […]
Anosipatrana : fanafihana nitsefotra, jiolahy enina matin’ny polisy
Saika hanafika saingy tratra mialohan’ny fotoana. Jiolahy enina maty rotiky ny balan’ny polisy misahana ny heloka bevava, sakelika fahefatra, teny Anosipatrana, ny zoma alina. Nihorohoro ny mponina teny Anosipatrana sy ny manodidina ny zoma alina teo, nandritra ny fifampitifirana teo amin’ny polisy sy ny jiolahy. Tsy nifandrenesana ny poa-basy teny […]
Les Photos du 11 Avril 2023
Photos: Mamiherison et Fanou




