La préfecture de police est sortie de son silence et met les points sur les i concernant la décision d’interdiction de certaines manifestations dans la région Analamanga. Plusieurs partis politiques ont contesté cette disposition. Et pour éclairer leur lanterne, le préfet d’Analamanga, le général Angelo Ravelonarivo, sort de son silence […]
Mois : avril 2023
EPP Anosivavaka : 430 ireo mpianatra nisitraka ny fotodrafitrasa vaovao
Notokanana omaly ny fanavaozana fotodrafitrasa teny amin’ny EPP Anosivavaka. Miisa 430 ireo mpianatra nisitraka izany. Tonga nanatrika izany ny avy amin’ny solon-tenam-panjakana maro samihafa. Notokanan’ny Fondation Viseo, omaly, ny EPP etsy Anosivavaka, ao anatin’ny boriborintany fahenina. Nisitraka izany ireo mpianatra 430 eo anivon’ny sekoly. Niarahany niasa tamin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra […]
Projet SWIOFish2 : hiroborobo ny sehatry ny jono any Diana
Anisan’ny hitondra fampivoarana ny sehatry ny jono eto amintsika ny “Projet SWIOFish2”, iarahana amin’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga (MPEB). Notanterahina ny herinandro teo, tany Diana, distrikan’ Ambanja sy i Nosy Be ity tetikasa ity, amin’ny alalan’ireo asa lehibe, miisa valo, hatao any an-toerana. Napetraka tamin’izany ny vatofototra ho […]
Taom-panjonoana “langouste”: tsy misy mividy ny vokatra
Nisokatra nanomboka ny 1 avrily teo ny taom-panjonoana oratsimba (langouste), ao Ampasinakoho, distrikan’i Vangaindrano. Ambany anefa ny vidiny ary tsy misy mividy ny vokatra. 8.000Ar ny kilaon’ity hazandrano ity raha toa ka 25.000Ar ny vidiny novinavinain’ny mpanjono azy amin’izao taom-pisokafany izao. “Amin’ny taonina isan-kerinandro ny vokatra miakatra saingy tsy manana […]
Jica Ninja Cup : misokatra ny fifaninanana fanolorana tetikasa « appel à projet »
Nanomboka nisokatra ny fifaninanana fanolorana tetikasa, izay tontosain’ny Jica Ninja Cup 2023, andiany faharoa. Natao ho an’ny tanora latsaky ny 35 taona, manana tetikasa eo amin’ny sehatry ny fambolena, fanabeazana, fahasalamana ary ny fikirakirana ny fako ny fifaninanana. Koa entanina ny tanora rehetra manerana ny Nosy hanatitra ny tetikasany ao […]




