Maro tamin’ireo mpampianatra vakatera eny anivon’ny ambaratonga ambony miankina amin’ny fanjakana ny tsy mbola nandray karama tao anatin’ny 4 taona. Manaitra ny sain’ny fanjakana izy ireo, noho izany, alohan’ny hampiatoana ny fampianarana. Nanao fanambarana tamin’ny mpanao gazety, teny Ankatso, ireo mpampianatra vakatera miasa eny anivon’ny oniversiten’Antananarivo sy ny Seces, omaly. […]
Mois : mai 2023
“Maninona e” : hisehatra any Toamasina i Hanitra Ranaivo
Handalo an-tanindrazana i Hanitra Ranaivo. Efa maro ireo mpankafy no faly raha naheno izany. Mainka fa hoe hisy ny fampisehoana hataony mandritra izany. Ny efa fantatra aloha dia ny 30 mey amin’ ny 4 ora sy sasany, any Toamasina. Amin’io fotoana io ihany koa no hahafantarana izay ho mpandresy tamin’ny […]
Championnat du monde «Slam Poésie» : «Tanjona ny ho tafiditra telo voalohany», hoy i Hichim
Hotanterahina any Paris, Frantsa, ny 15 hatramin’ny 17 mey 2023, ny fiadina ny ho tompondaka eran-tany eo amin’ny Slam Poésie. Abdoulanum Abdillah, fantatra amin’ ny anarany entiny miantsehatra “Hichim” no misolo tena ny Malagasy ao anatin’izany fifaninanana goavana eran-tany izany. “Tsy hijery aho hoe iza no mifaninana amiko amin’io fa […]
“Et si? On se réunissait”: hiray sehatra ny mpanao hatsikana
Tanterahina, anio, ao amin’ ny Kianja Mahamasina, ny seho an-tsehatra iarahana amin’ ny fianakaviamben’ny mpanao hatsikana malagasy, entina mankalaza ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fihomehezana. “Et si? On se réunissait” no lohahevitra sy lohatenin’ny fampisehoana. Ny Komedy Club no mikarakara ny hetsika ary ho avy ao avokoa ny mpanao hatsikana […]
Nivoy ny sôva : nodimandry i Maurice Razafy
Tsy tena nitady ny laza izy… Volamena latsaka am-bovoka anefa, ka namiratra tamin’ny alalan’ny sanganasany teny foana i Maurice Razafy. Izy no lasa fa ny kantony mitoetra, ary namela mamy hoan’ny tontolon’ny mozika ity andrarezina ity. “Izy efa-bavy”, “Voahirana”, “Rasoanantenaina, Ikotofetsy sy Imahakà”, “Tsy ho any”… ireo angamba ny tena […]




