Mois : mai 2023

Imianta : hampiroboroboana ny fampandrosoana

Saika mpandraharaha ara-toekarena avokoa ny ankamaroan’ny terak’Imady, avy any amin’ny kaominina Ambositra II, distrika Ambositra, faritra Amoron’i Mania. Ho an’ireo monina eto Antananarivo, mi­vondrona ao anatin’ny fikambanana Terak’Imady eto Anta­nanarivo (Imianta), izy ireo. Nilaza ny filoha mpiara-mitantana ny fikambanana, Tahinja­nahary David, fa misehatra amin’ny fandraharahana avokoa ny ankamaroan’ireo mpikambana eto […]

Loka « Minisitry ny Toekarena » : azon-dRtoa Rabarinirinarison R.H ny ABLA 2023

Norombahin-dRamatoa Rabarinirinarison Rindra Ha­simbelo, minisitry ny Toeka­rena sy ny Fitantanambola ny amboaran’ny « Minisitry ny Toekarena », nokarakarain’ny African Business Leadership Awards 2023. Miisa efatra ny firenena Afrikanina voasivana nanana solontena tamin’ity fifaninanana ity, ary ny teo anivon’ny kaontinanta Afri­kanina manontolo no namaritra sy nifidy izay ho mpandresy. Anisan’izany ny minisitry ny […]

Antsiranana-milina ENELEC nirehitra : nitondra vahaolana ny Jirama

Napetraka ao Antsiranana, omaly, ilay vata mpanova herinaratry ny orinasa Jirama hoentina hanoloana ilay milina an’ny ENELEC may afakomaly, tokony ho tamin’ny 8 ora alina. Tonga ao Antsiranana omaly, ny delegasiona tarihin’ny minisitry ny Angovo sy ny akoran’afo, Andriamanampisoa Solo, taorian’ny fahamaizana milina mpihary herinaratry ny ENELEC afakomaly. Fanta­tra fa hasolo […]