Hotanterahina ny talata 13 jona izao any an-drenivohitry ny faritra Sofia, ny fitsarana ilay lozam-pifamoivoizana nitranga ny 20 novambra 2022, tany Ambendrana. Namoy ny ainy ny raim-pianakaviana, nodomina fiaram-panjakana, nentina tale iray miasa any an-toerana. Nambaran’ireo fianakavian’ny maty fa manantena sy miandrandra fitsarana madio sy araka ny rariny ary mangarahara […]
Mois : juin 2023
Anjozorobe: lavon’ny bala i Dah, jiolahy raindahiny
Maty voatifitry ny zandary nandritra ny fifandonana ny jiolahy raindahiny iray, fantatra amin’ny anarana hoe Dah, tao Ambatomanoina Anjozorobe, omaly. Mpiara-miasa tamin-dry Iarisy, izay efa lavon’ny zandary ny faran’ny volana marsa teo, izy ireo. Nanohy ny asa ratsiny hatrany ry Dah sy ny namany. Nihaodihaody tao amin’ny kizo manodidina ny […]
Vono olona tetsy Ambatolampy Tsimahafotsy : voasambotra ilay jiolahy nahavanon-doza
Tra-tehaka, omaly, ny jiolahy namono nahafaty ny mpiasan’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena misotro ronono, tao Ambatolampy Tsimahafotsy. Mpiambina taloha tao amin’io toerana namonoany ny tompon-trano io ihany izy. Sarona, omaly, tao Antanetibe Anativolo, Anjozorobe, ny lehilahy iray nihazona ny moto halatra sy ny findain’ilay namoy ny ainy vokatry ny asan-jiolahy tetsy Ambatolampy […]
Tir en l’air du 07 Juin 2023
Rugby à XV – Match amical : les Makis affrontent le Bristol University
Une nouvelle chasse une autre. Dans un match amical, les XV Makis seniors hommes auront une autre occasion d’aller se frotter à une équipe étrangère, le Bristol University d’Angleterre, après l’équipe de La Réunion. Les deux en découdront au stade Makis Andohantapenaka, le 25 juin. La nouvelle a été annoncée […]




