Olona efatra notanana am-ponja vonjimaika noho ny famonoana tompona moto iray tao Behenjy, afakomaly. Avy aty an-dRenivohitra, niaraka tamin’ny namany iray hafa ilay lasibatra. Tsy lavitra ny tanànan’i Behenjy, niampy iray ny naman’izy ireo ka niaraka nisotrosotro. Tampoka, niafara tamin’ny tsatok’antsy natao tamin’ilay tompona moto ny fiarahana. Naratra mafy ity […]
Mois : juin 2023
Lehilahy nifampitadiavana : hita faty teny amoron-dranomasina
Nokarohina nanomboka ny faran’ny volana mey teo ny raim-pianakaviana iray, tao Ambatomahavelo, kaominina Manambondro, distrikan’i Vangaindrano. Nilomano niaraka tamin’ireo namany izy rehefa nitsangantsangana teo amin’io toerana io, ny alatsinainy 29 mey. Nivoaka ny rano, nilaza hitanin’andro kanefa tsy hita intsony ny nalehany. Samy variana tamin’ny nataony ny manodidina ka tsy […]
Filaminam-bahoaka : 255 ireo jiolahy maty voatifitry ny polisy
An-jatony ireo efa lavo saingy tsy mitsaha-mitombo hatrany ireo jiolahy mpanao ratsy manerana ny Nosy amin’izao fotoana. Nisongadina tao anatin’ny tatitra momba ny asa fanatanterahana ny politika ankapoben’ny fanjakana eo anivon’ ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka, ny taona 2019 – 2023, ny ezaka manoloana ny fandriampahalemana. Ho an’ny polisim-pirenena, ho fanatanterahana ny […]
Tir en l’air du 03 Juin 2023
Coupe d’Europe Junior: Laura Rasoanaivo-Razafy, unique judokate africaine en lice
La capitale tchèque (Prague), abrite la Coupe d’Europe Juniors ce week-end ! La championne d’Afrique et non moins numéro 2 mondiale, la judokate malgache Laura Rasoanaivo-Razafy (-70kg), sera l’unique représentant du continent à cette compétition. Ce sera également son baptême de feu sur le vieux continent chez les juniors. Pour son […]




