Le conseil d’administration du Fonds monétaire international (FMI) a achevé la 4e revue de l’accord au titre de la Facilité élargie de crédit (FEC) avec le gouvernement malgache. « L’achèvement de la revue permet le décaissement de 24,44 millions de DTS (environ 32,7 millions de dollars) pour couvrir les besoins de […]
Mois : juin 2023
Filohan’ny Ceni: “Lera izao hirosoana amin’ny fifidianana”
Notanterahina omaly, teny Alarobia, ny dinika faharoa nokarakarain’ny Ceni, iarahana amin’ireo mpisehatra politika rehetra sy ny fiarahamonim-pirenena. Mazava ny nambaran’ny filohan’ity rafitra mikarakara fifidianana ity. « Lera izao hanamafisana ny fitiavan-tanindrazana ; hanentanana ny olom-pirenena hiditra anatin’ny lisitry ny mpifidy ; hirosoana amin’ny fifidianana madio eken’ny rehetra», hoy ny filohan’ny […]
Lapan’i Mahazoarivo: nomena baiko hentitra ny mpitandro filaminana
Namory maika ireo lehiben’ny fitandroana ny filaminana eo anivon’ny OMC/Nat, ahitana ny avy amin’ny Tafika sy ny zandary ary ny polisy sy ny eo anivon’ny prefektiora ny Praiminisitra Ntsay Christian, omaly, teny Mahazoarivo. Hentitra ny toromarika tamin’izany. Anisan’ny nodinihina sy nametrahana paikady ny lafiny filaminana sy ny fandriampahalemana, manerana […]
Florent Rakotoarisoa: « La HCC ne peut pas s’exprimer sans avoir été consultée »
Tant que la Haute cour constitutionnelle (HCC) n’a pas été saisie par les personnalités autorisées par la constitution, elle ne peut pas donner son avis relatif à la nationalité française du président de la République, Andry Rajoelina, selon le président de cette institution, Florent Rakotoarison, hier. La Haute cour constitutionnelle […]
Kitra – Fifidianana federaly : miantso ny klioba tsy handatsa-bato i Faneva Ima
Hiditra amin’ny dingana voalohany amin’ny fifidianana ny tontolon’ny kitra eto Madagasikara. Hisantatra izany ny seksiona miisa 101 manerana ny Nosy. Raha tsy misy ny fiovana, hotanterahina ny 1 sy 2 jolay ho avy izao izany. Manoloana io, nanao antso avo amin’ireo klioba rehetra tao amin’ny tambajotran-tseraserany, efa ho roa herinandro […]




