Manomboka miverina tsikelikely ny sehatry ny fizahantany ao Nosy-Be, roa taona taorian’ny krizin’ny Covid-19. Ankehitriny, mahatratra 2 000 isan-kerinandro ireo mpizahatany tonga mitsidika sy miala sasatra ao amin’ity nosy manitra ity, araka ny tatitry ny ofisim-paritry ny fizahantany ao Nosy-Be (ORTNB). Feno, manaraka izay, koa ny trano fandraisam-bahiny any an-toerana. […]
Mois : juillet 2023
VAOVAO TAMBATRA
Efa niverina amin’ny laoniny omaly ihany ny famatsiana herinaratra amin’ny faritra Atsimondrano. Efa voasolo ilay « poutre » tamin’ny andrinjiro nitondra ny herinaratra mahery vaika teny Ambohijanaka, Mahabo ary Mahalavolona. Tsiahivina fa naharitra ora maro ny fahatapahan’ny herinatra teny an-toerana, omaly. Mbola mitohy ilay atrikasa iarahana amin’ireo Sinoa manam-pahaizana momba […]
« Tetikasa Miary digital » : tapitra anio ny fisoratana anarana
Mifarana androany ny fisoratana anarana amin’ilay tetikasa « Miary Digital » natao ho an’ireo tanora mandraharaha eo amin’ny sehatry ny niomerika sy ny haitao ara-kajy mirindra. Hanomboka ny sivana ho an’ireo mahafeno ny fepetra takina, ka hahazo famatsiam-bola 5 000 ka hatramin’ny 15 000 dolara, ireo start-ups mendrika indrindra. Tanjon’ny […]
Anjozorobe : nametrahana ozinina mpanodina soja sy voanjo
Hampiakatra avo ny toekarena sy ny fiharian’ny tantsaha ao amin’ny distrikan’ Anjozorobe ny fahazoana ozinina mpanodina soja sy voanjo. Hihena ny fanafarana menaka avy any ivelany. Mitohy hatrany ny politikam-panjakana amin’ ny fampiroboroboana ny tetikasa “One disctict one factory, (odof)” na ny fametrahana ny taninketsa indostrialy. Nametrahana ozinina mahatoto akora […]
INDRAY MIJERY
105 ny toerana fanangonana tavoahangy plastika napetraky ny orinasa Star amin’ny toerana maromaro manerana ny Nosy. Nanomboka ny taona 2019 no ho mankaty, 35t ny tavoahangy plastika voaangona ka navadika ho akanjo sy zavatra hafa mbola azo ampiasaina indray aty aoriana. Misy ny mpiara-miasa any amin’ny toerana misy ny vata […]




