La décision de l’Union des coopératives des transports urbains (UCTU) de revoir à la hausse les frais de taxibe, à partir de 1er août, est un acte inique et unilatéral dans un contexte inflationniste. Une violation flagrante du cahier des charges et surtout, pourquoi maintenant ? Au cours d’un point de […]
Mois : juillet 2023
Jiujitsu-Grand Open Mada NOGI : Klioba 13 no handray anjara
Hatao ny 5 aogositra izao, eny amin’ny Batou Beach Ambohimanambola, ny fifaninanana Jiujutsu Brésilien “Grand Open Mada NOGI”. Klioba miisa 13 no hifaninana, ahitana ny Attila, Base, BJJ Esca, CBC 101, Checkmat, Estrela, Felana, Freefight, Guereros, One Tribe Tana, One Tribe 501, Southside ary ny Yoseikan Budo. Ny Club 101 […]
SOMBIM-BAOVAO
Kylian Mbappe, Frantsay mpilalao baolina kitra, vonona hanolotra vola maherin’ny 300 tapitrisa euros ho azy ny klioba Al Hilal Arabie Saoudite. Hatramin’ izao, tsy maneho ny heviny mihitsy ity kintan’ny klioba PSG ity. Marihina fa maniry ny ho any amin’ny Real Madrid Espaina, ny lehilahy. Kitra –JIOI, hotanterahina ny alahady […]
Kitra malagasy : niverina Paris FC i Bôlida
Nantsoin’ny Paris FC klioba frantsay, hanao mpanazatra mpanampin’ny Paris FC, sokajy U-19, i Lalaina Nomenjanahary na i Bôlida, Malagasy mpilalao baolina kitra. Araka ny fikarohana natao, omaly, manana diploma roa izy, dia ny fitantanana ara-panatanjahantena sy ny “Brevet d’Entraîneur de Foot-ball” (BEF). Tsiahivina fa efa tafiditra tao anatin’ny Staff-n’ny ekipam-pirenena […]
Lalaon’ny Nosy (JIOI 2023) 452 ny isan’ireo atleta renione hanafika ny MalagasyLalaon’ny Nosy (JIOI 2023) : 452 ny isan’ireo atleta renione hanafika ny Malagasy
Matevina ny delegasiona avy atsy La Réunion ho avy eto Madagasikara hiatrika ny lalaon’ny Nosy 2023. Handraisan’izy ireo anjara avokoa ny taranja 19 hifaninanana. 1 volana mialoha ny fanombohan’ny andiany faha-11 amin’ny lalaon’ ny Nosy (JIOI 2023) isika, anio. Fihaonana hotanterahina eto Madagasikara. Nambaran’ny gazety « Journal de l’ile de […]




