Nisandoka ho mpitandro filaminana miaraka amin’ny fanamiana, tra-tehaky ny zandary avy ao amin’ny kaompania Ambohidratrimo, ny lehilahy iray, ny 21 jolay lasa teo. Nanararaotra olon-tsotra teo Mandrosoa Ivato izy, herinandro mialoha io nisamborana azy io. Nangalany vola ny mpitondra fiara nosakanany ary nitonon-tena ho zandary am-perinasa ity mpisoloky ity. Ankoatr’io, […]
Mois : juillet 2023
JPRM : “Tsy fotoana fidinana an-dalambe intsony izao”
Manoloana ny mbola fisian’ny adihevitra momba ny fizakan’ny filoha zom-pirenena vahiny, nitondra ny heviny ny avy ao amin’ny vovonana Jeunes patriotes révolutionnaires malagasy (JPRM). “Tsy fotoana fidinana an-dalambe intsony izao hoe hitaky ny tsy haha kandidà an-dRanona na Ranona. Aoka ny vahoaka malagasy haneho ny safidiny amin’ny alalan’ny fifidianana.” Io […]
INDRAY MIJERY
Nanomboka omaly ary hifarana ny alakamisy ny andiany faharoa (2ème série) amin’ny fanadinana bakalorea, sampana teknika, manerana ny Nosy. 10 353 ny isan’ny mpiadina ho an’ny sampana technique professionnelle ary 610 ny sampana technique technologie anatin’ny faritany enina. Hosantarina, anio, ny fanaovam-baksiny miaro amin’ny aretina lefakozatra ho an’ny ankizy latsaky […]
Mpianatr’Ankatso : manome 72 ora handoavana ny vatsim-pianarana
Mivondrona ho iray ny mpianatra anatin’ny fikambanana 9 eny amin’ny oniversiten’Antananarivo, omaly, ka nanao fanambarana iraisana. Manome 72 ora ny tomponandraikitra izy ireo handoavana ny vatsim-pianarana ho an’ny taom-pianarana 2021-2022 sy tamin’ity taom-pianarana 2022-2023 ity. Mangataka ny tsy hisian’ ny fahatapahan’ny fianarana intsony satria efa tena lany fotoana maro. Tsy […]
bakarorea : nahemotra anio ny fitsarana
Nahemotra, anio, indray ny fanombohana ny fitsarana ny taratasim-panadinana bakalorea ho an’ny fampianarana ankapobeny sy ny 1ère serie ho an’ny sampana teknika noho ny lamina napetraka teny Ankatso. Fivoriana momba ny fizotry ny fitsarana no natao niaraka tamin’ny “président de jury” sy ny mpitsara (commission d’entente). Nisy fifamadihana rahateo ny […]




