Nirefodrefotra ny basy. Namoy ny ainy ny dahalo telo lahy nangalatra omby tao Ankazomasina, fokontany Amparaky, kaominina Analavory, afakomaly alina. Niantso ny mpitandro filaminana ny fokonolona fa manafika ao an-tanàna ny olon-dratsy efatra mitam-piadiana. Nentin’izy ireo nandositra ny omby roa. Nanara-dia niaraka amin’ny tompon’omby very avy hatrany ny zandary notarihin’ny […]
Mois : juillet 2023
Nikorontana ny fianakaviana… : ny rahalahiny ihany no notafihin’ilay jiolahy
Tratra teo am-pianihana tamboho tao Analankinina Hopitalibe-Toamasina, ny alatsinainy teo, ny lehilahy iray, raha nikasa hangalatra tao an-tranon’ny rahalahiny ihany. Nandritra ny ora-nikija sy fahatapahan’ny herinaratry ny Jirama no nisehoan’izany. Tsy nandondona sy niantso izy fa niditra moramora ka nihanika ny tamboho misy ny tranon’ilay rahalahiny. Miaramila miasa ao Toamasina […]
Tir en l’air du 22 juillet 2023
D’un sport à l’autre
Jubilé – Une rencontre amicale entre les Barea et Mayotte, le 30 juillet au stade Rabemanjara Mahajanga, marquera le jubilé d’Ahmad, ancien président de la Confédération africaine de football (Caf). Foot – Le Championnat de la 2e division nationale ou Ligue des champions, aura bel et bien lieu cette année. […]
Hippisme : victoire au forceps de Tinah Bella
Malgré un froid très tenace à Ambatolampy, les férus de courses hippiques restaient fidèles au rendez-vous, lors de la 5e réunion de la saison, disputée le 9 juillet à l’hippodrome de Mahazina, sous l’égide de l’Association des éleveurs de chevaux à Madagascar (Ascel) et l’autorité hippique pour les courses et […]




