C’est bouclé. La Commission électorale nationale indépendante (Ceni), a présenté, hier à son siège à Alarobia, la liste électorale définitive et valable jusqu’au 15 mai 2024. 11.043.836 électeurs sont inscrits et pourront aller voter lors des prochaines élections. Le taux d’inscription est plus faible dans la région Analamanga. Après les […]
Mois : juillet 2023
Basikety- Mada U14 : hiditra amin’ny ampahefa-dalana, anio
Hifarana afaka roa andro ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, latsaky ny 14 taona lahy sy vavy, taranja basikety, tanterahina eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Fantatra omaly, ireo ekipa hiatrika ny dingana ampahefa-dalana amin’ny anio. Ho an’ny sokajy vehivavy, hiatrika ny ampahefa-dalana, ny ekipan’ny SAC, Lucadro, FBC, Mb2All, BAS, CBF, JAP […]
SOMBIM-BAOVAO
Telma Coupe, taranja baolina kitra. Hotanterahina ny volana septambra ho avy izao ny dingan’ny ampahefa-dalana ho an’ity fiadiana ny amboaran’i Madagasikara ity. Tsara ny mampahafantatra fa izay tompondaka amin’ity no hisolotena an’i Madagasikara amin’ny fifaninanana Afrikanina 2024-2025. Judo, handray ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “Cadets” sy “Juniors”, i […]
Lalaon’ny Nosy 2023 – KOM : “Tsizarizary ny fikarakarana ny atleta”
Velon-taraina tanteraka amin’ny tsy firaharahiana ireo atleta izy ireo. Tonga niray feo sy nanao antso avo, izay nahitana ny taranja fibatana fonjamby, karate, tolona, rugby, tenisy ambony latabatra, Ady totohondry, lomano, basikety, volley, handball, tenisy,…Tsizarizary, hoy izy ireo, ny fikarakarana ny atleta, na rano sotroina aza tsy misy. Mametra-panontaniana hoe […]
«Lalaon’ny Frankofonia» : mbola baraingo ny amin’ny Barea de Madagascar
Neken’ny filankevitry ny minisitra ny fandraisan’i Madagasikara anjara amin’ny “Lalaon’ny Frankofonia” andiany fahasivy, hotontosaina ny 28 jolay – 6 aogositra ho avy izao, any Kinshasa, RD Congo. Afaka fito andro, hanomboka ny lalaon’ireo firenena miteny frantsay, « Jeux de la Francophonie 2023 » andiany fahasivy. Hatramin’izao, tsy fantatra raha mandray anjara amin’ity […]




