Mois : août 2023

VAOVAO TAMBATRA

Efa niverina omaly ihany ny famatsiana ny herinatra ao Ambohimanambola mankao amin’ny « sous-station » Ambodivona, izay nanapaka ny famatsiana herinaratra ho an’ny faritra Atsimon­drano. Tsiahivina fa nisy fiantraikany mivantana tamin’ny famatsian-drano ny zava-nisy, noho ny fampiakarana tosika « surpresseur » miankina amin’ny herinaratra. Nahazo tohana 17 tapitrisa Ar ny kaoperativa Miara-mizotra, ao Ihosy, […]

Angovo azo avaozina : napetraka ny centrale solaire manana tanjaka 2,4 MWC

Notokanana ny sabotsy teo ny tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny masoandro ao Antsiranana. Olona aman’aliny no hisitraka ity fotodrafitrasa lehibe ity. Ao anatin’ny politikam-panjakana ny fampiasana ny angovo azo avoazina mba hisitrahan’ny daholobe herinaratra. Napetraka ao Ankorikihely, kaominina am­banivohitra Ramena, distri­kan’Antsiranana faha-II, ny sabotsy teo, ny tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ ny […]

INDRAY MIJERY

Ny fanjakana no hiantoka ny fandoavana ny hetra sy haban-tseranana amin’ny fanafarana ny fitaovana “freeze tag”, ilaina amin’ny ady amin’ny Covid-19, izay fanampiana tsy averina avy amin’ny Banky iraisam-pirenena. Fitaovana hanaraha-maso ny maripanan’ny akora iray mila fampangatsiahana toy ny vaksiny sy ny fanafody hafa ilaina amin’ny fitsaboana izany. Nifarana ny […]

FIANARANTSOA : niakatra ho 57,89% ny vokatra, bakalorea

Nivoaka, omaly, ny va­lim-panadinana bakalorea 2023 ho an’ny faritanin’i Fianarantsoa. Maha­tratra 57,89 % ny taham-pa­hafahana ho an’ny fampianarana ankapobeny sy ny sampana teknika miaraka. Nia­katra ny taham-pahafahana raha mitaha ny tamin’ny taon-dasa satria 43,95% izany. Miisa 19 985 ireo nahazo ny mari-pahaizana bakalorea tamin’ireo 34 521 nisoratra anarana. Ho an’ny fampianarana ankapobeny, […]