Mois : août 2023

VELIRANO FAHA-5 : vita ny CSB II Manongalaza

Natolotry ny filohan’ny Repoblika, Andry Rajoelina, ho an’ny vahoakan’Antsiranana, ny faran’ny herinandro teo, ny CSB II manara-penitra ao Manongalaza. Toeram-pitsaboana hiasa sy handray marary avy hatrany. Fitaovana vaovao sy raitra avokoa no ampiasaina ao amin’ity CSB II ity, araka ny fanazavana. Anisan’izany ny efitrano fiterahana, manana fitaovana arifomba fanaraha-maso ny […]

Fananahana ara-pahasalamana : ilaina ampidirina anatin’ny fandaharam-pianarana

Tanora latsaky ny 25 taona avokoa ny 64% amin’ny Malagasy. Mbola latsaky ny 15 taona ny antsasamanilan’izy ireo, araka ny antontanisan’ny Tahirin’ny Firenena mikambana ho an’ny mponina (Unfpa). Mbola olana ho an’ny firenena ny fananahana ara-pahasalaman’ny tanora sy ny zo mifandraika amin’izay satria ny 31% amin’ny tovovavy 15-19 taona efa […]

Mondial sokajy vehivavy : notapahin’i Australie ny nofin’i Frantsa

Notanterahina ny sabotsy 12 aogositra lasa teo, ny lalao ampahefa-dalana ho an’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany « Mondial 2023 », taranja baolina kitra, sokajy vehivavy. Lavon’i Australie, mpampiantrano, tamin’ny fandakana « tirs au but » 7 no ho 6 i France, rehefa nisaraka ady sahala tsy nisy nitoko 0 no ho 0, nandritra […]

FANEVA IMA: “Sady tsy kandidà aho no tsy manohana olona”

Namaly ny resa-be mahakasika ny haha kandidà, hifaninanana ho filohan’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), Andriantsima Faneva Ima. Nambarany ta­min’ny mpanao gazety, ny sa­botsy lasa teo, tetsy Amparibe fa tsy mieritreritra izany izy. «Ambarako amin’ny fomba ofisialy fa tsy kandidà ny tenako ary tsy manohana olona ihany koa», hoy izy. […]

Amboaran’ny filoha: tafita amin’ny manasa- dalana Antananarivo sy Antsiranana

Notanterahina ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus, by-pass, ny andro faharoan’ny am­boaran’ny filoha “Coupe du Président” 2023, taranja baolina kitra. Tafita hiatrika ny manasa-dalana Antananarivo sy Antsirananana. Marihina fa nomontsanin’Antananarivo, tamin’ny isa 5 no ho 1, i Toliara, raha toa ka nandavo an’i Mahajanga, 3 no ho […]