Mois : août 2023

Tale jeneralin’ny Bianco: “Tokony hoterem-panahy handa kolikoly ny tsirairay”

Nidina ifotony tany Sambava ny tale jeneralin’ny Bianco nampahatsiahy ny andraikitry ny tsirairay amin’ny ady amin’ny kolikoly. Fampahatsiahivana ireo andraikitry ny tsirairay amin’ny ady amin’ny kolikoly, fijerena ifotony ny fizotran’ny ady amin’ny kolikoly any anivon’ny faritra, fanentanana ny rehetra hiatrika ny ady amin’ny kolikoly… Ireo no vontoatin’ny fidinana ifotony nataon’ny tale jeneralin’ny […]

Fanehoana firaisan-kina: namondrona ny heriny ny zanak’Isandra

Ho filamatra eo amin’ny firaisan-kina sy ny fifankatiavana ny distrikan’Isandra. Ni­songadina izany tamin’ny hetsika nataon’izy ireo, ny herinandro teo, tao Isorana. Ni­aiky ireo mpitarika ny amin’ny fahapotehan’ny fihavanana sy ny firaisan-kina. “Azo averina manomboka amin’ny tsirairay ary miitatra hatrany amin’ny firenena izany”, hoy izy ireo. Anisan’izany ny fanabeaza­na  sy ny […]

Korea Atsimo sy Madagasikara : hamadika ny otrikarena ho lasa harena

Notanterahina, omaly, teny amin’ny Novotel Alarobia, ny fanaovan-tsoniam-piarahamiasa teo amin’ny governemanta malagasy sy ny repoblikan’i Korea Atsimo. Hana­mafisana ny fahalalahan’ireo orinasa koreanina hampiasa vola eto Madagasikara. Mba hampivoarana ny fitrandrahana angovo sy ny harena an-kibon’ny tany eto Madaga­sikara. Manana tombony goavana i Madagasikara noho ny fananany harena voajanahary ary antoka […]