Les Barea de Madagascar démarrent de bon pied face aux Seychellois sur le terrain d’Elgeco Plus Stadium, By-Pass, hier, sur un score serré de 1 à 0. D’entrée, les Barea ont fait honneur à leur rang. Dans un stade plein à craquer, Tendry et compagnie ont réussi leur baptême du […]
Mois : août 2023
25 aogositra 2023
Kitra : vonona handresy an’i Seychelles ny Barea anio
“Manan-danja ny lalao voalohany amin’ny fifaninanana toa izao. Eo mantsy ny hahitana ny ho herijika. Noho izany, mila fandresena ny Barea”, hoy Rakotondrabe Romual (Rôrô), mpanazatra ny Barea de Madagascar, omaly, nandritra ny fanazarantena farany teny By-Pass. Nambarany fa vonona ireo mpilalao rehetra nantsoina hiatrika ity lalaon’ny Nosy ity. Raha […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny 4 septambra izao ny fifidianana izay ho filoha vaovaon’ny federasiona malagasin’ny volley-ball, hitantana mandritra ny 4 taona manaraka, araka ny tetiandron’ny FMVB. Fifidianana izay hatao ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Tsy maintsy mahavita fifidianana mialohan’ny 27 aogositra avokoa, araka izany, ny ligy rehetra. Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy omaly, […]
Lalaon’ny Nosy : 34 miliara Ariary ny tetibola ampiasaina
Nilaza ny minisitry ny Fanatanjahantena sy ny tanora (MJS), Haja André Resampa, tetsy Mahamasina, omaly, fa mitotaly 34 miliara Ar ny vola nampiasaina ho an’ity lalaon’ny Nosy ity. Nomarihiny fa tafiditra ao anatin’io avokoa ny sakafo sy ny fampiantranoana, ny fitsaboana ary ny fanomanana ny atleta. Marihina fa efa vonona […]




