Mois : septembre 2023

Kandidà Ratsirahonana Lalaina: miantso fampihavanana sy fifampiresahana

Anisan’ny kandidà 13 nahazo fankatoavana tamin’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana Ratsirahonana Lalaina Harilanto. Laharana fahasivy ao amin’ny biletà tokana. Tsy miaraka amin’ny vondron’ny kandidà miisa 10 izy ka tsy nandray anjara tamin’ilay fanambarana nataon’izy folo mirahalahy. Mana­mafy ny fahavononany hifaninana eny Iavoloha izy sy ny mpiara-dia aminy. Mitaky kosa anefa ny […]

Rugby à 7 – Fifanintsanana JO 2024 : hanainga anio ny Makis de Madagascar

Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny Malagasy Rugby, hanainga anio alakamisy, hihazo an’i Zimbabwe ny Makis de Madagascar, sokajy lehilahy. Hiatrika ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila ho an’ny lalao Olym­pika “JO 2024”, tanterahina any Paris Frantsa no anton-dian’izy ireo. 12 mirahalahy no mandrafitra ny ekipam-pirenena malagasy. Mpilalao efa zatra fihaonana iraisam-pirenena […]

SOMBIM-BAOVAO

Volley. Hanatanteraka fivoriambe ny mpitsara rehetra, eo amin’ny taranja Volley-ball, ny sabotsy 23 septambra ho avy izao. Ho fanatsarana sy fanomanana sahady ny taom-pikatrohana manaraka ny anton’ity fivoriana ity, araka ny fanazavan’ny avy eo anivon’ny federasiona malagasin’ny volley-ball. Basikety. Miantso fanohanana avy amin’ny mpankafy basikety rehetra ny klioban’ny COSPN, izay […]

Filohan’ny FMF : telo ny kandidà hifaninana

Araka ny fantatra, omaly, teny Isoraka, miisa telo ireo kandidà efa nandefa ny taratasy filatsahan-kofidiny ho filohan’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Anisan’izany, ny kandidà fahatelo, Randriamanampisoa Alfred, filoha lefitry ny FMF. “Hiezaka ny hanohy ny tsara vitan’ny teo aloha isika ary hanao tetikasa vaovao entina hampandrosoana ny baolina kitra […]