Mois : septembre 2023

Efa mpamerin-keloka: jiolahy roa nifanenjehan’ny polisy teny Andranomanalina

Jiolahy roa indray saron’ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’Isotry (CSP4) teny Andranomanalina sy Antohomadinika, omaly maraina. Malaza ratsy amin’ny fanendahana miaro fanafihana ireto jiolahy ireto. Fiaraha-miasa teo amin’ny polisy sy ny fokontany eny Andranomanalina sy Antohomadinika no nahafahana nisambotra ireto jiolahy ireto vao maraina. Nohamafisin’ny polisy rehateo fa jiolahy efa […]

Fifidianana filoham-pirenena: 28 ireo kandidà, ho tompon’ny teny farany ny HCC

Hivoaka ny sabotsy izao ny lisitra ofisialin’ireo kandidà afaka hifaninana amin’ny hakazakazaka ho eny Iavoloha. Andrasana ny ho fanapahan’ny etsy Ambohidahy amin’ireo kandidà miisa 28 ka nahafeno ny fepetra. Telo ireo filoha efa nitondra ary samy kandidà avokoa izy ireo amin’izao fotoana izao sy  ny taona 2018: Andry Rajoelina; Ravalomanana […]

Firotsahana ho kandidà: nihemotra tamin’ny fotoana farany i Masy Goulamaly

Nampahafantatra tamin’ny fotoana farany, omaly hariva, ny depiote, i Masy Goulamaly fa nosintoniny ny filatsahan-kofidina tetsy amin’ny HCC, Ambohidahy. “Mampahafantatra ny vahoaka malagasy tsivakivolo, fa nataony noho ny fanamafisana ny sonia efa natao. Eo koa ny fanajako ny lalàna misy eto amin’ny firenena“, hoy izy. Nampahery ireo mpanohana rehetra ny […]

Fampidirana mpianatra garabola Mila omanina ara-tsaina ny ankizy madinika

Nitondra fanazavana ny psychologue , Rajaonarivnyo Holitiana, mikasika ny fanomanan-tsaina tokony hatao amin’ny ankizy madinika vao hisantatra ny sekoly.  Mitaky fanomanana ara-tsaina mialoha be ny fampidirana ny ankizy madinika any amin’ny garabola, izay isantarany ny lakilasy. Manomboka eo no isarahany amin’ny ray aman-dreniny voalohany, ialany amin’ny tontolo mahazatra azy ary […]