Mois : septembre 2023

Harena an-dranomasin’i Madagasikara: mitentina hatrany amin’ny 300 tapitrisa dolara.

Anisan’ny miantoka ny fampandrosoana ny firenena ny fahaiza-mitantana sy mandrindra ny harena an-dranomasina, mamaly ny filan’ny mponina mipetraka amorontsiraka. Toekarena manga miantoka ny fandrosoana maharitra ny velaran-dranomasina midadasika. Tombony ho an’ny firenena malagasy ny fananany velaran-dranomasina midadasika. Harena azo trandrahina ho an’ny fampandrosoana ny toekaren’i Madagasikara izany. Tombanana ho 300 […]

Tontolo iainana: velaran-tany 62ha hambolena zanakazo 45 000

Hiara-hiasa ny BNI Madagascar sy ny tahirim-bola tsy miankina malagasy natokana ho an’ny fikolokoloana ny zava-mananaina eto Madagasikara (FAPBM) amin’ny famerenana amin’ny laoniny ny ala ao  amin’ny faritra arovana ao Maromizaha, faritra Alaotra Mangoro, toerana izay tantanin’ny Vondron’asa sy fikarohana momba ny varika (GERP Madagascar). Nifanao sonia momba ny taratasy […]

Tselatra

Zazavavy roa taona niharan’ny fanolanana nataon’ny  lehilahy iray tao Anjiabe, kaominina Vanono, distrikan’i Mananara Avaratra, ny faran’ny herinandro teo. Mpiray tanàna taminy ihany ity nahavanon-doza. Namonjy toeran-kafa ny ray aman-drenin’ny zaza ka napetraka tamin’io lehilahy io noho ny fahatokisana azy ilay zaza. Namoy ny ainy omaly, ilay lehilahy nitondra kodiaran-droa […]

Nampisotroina toaka gasy: ankizivavy 2 taona naolan’ny dadatoany

Ny dadatoany ihany no nahavita fihetsika mamoafady tamin’ny zanak’anabaviny vao 2 taona monja tao amin’ny fokontany Anjiabe, kaominina ambanivohitr’i Vanono, distrikan’i Mananara Avaratra. Ny 24 aogositra 2023 teo no nitrangan’ity raharaha ity. Lasa nandeha nitondra varotra mitety tanàna ny renin’ilay ankizy ka napetrany tamin’ny anadahiny io zanany niharam-boina io. Efa […]

Basket – Arbitres internationaux: Tojonirina A, Haja R et Yann Vezo obtiennent la « licence black »

Conformément aux règlements de la Fiba, les licences officielles d’arbitre et de commis­saire sont accordées tous les deux ans. Pour la saison 2023-2005, Yann Vézo David­son, Haja Maminiaina Ranaivoson et Tojonirina Harilala Andriamanantsoa, trois arbitres malgaches chevronnés qui ont déjà fait leurs preuves lors de la saison 2001-2023 (Coupe du […]