Niharan’ny fanolanana teny am-piadrasana vorona ny ankizivavy roa tao Angoja, kaominina Ambatosoratra, distrikan’Ambatondrazaka, ny herinandro lasa teo. Efa-dahy ary nisy tsy ampy taona nanampatra ny filan-dratsiny tamin’ireo roa vavy.Nirahana hiandry omby izy efa-dahy ireo kinanjo tratra namoa-doza. Dahalo mpangalatra omby roa lavon’ny mpitandro filaminana tao Antsirabe, omaly maraina. Nifampitifitra tamin’ny […]
Mois : septembre 2023
Herisetra ara-nofo : mpianatra roa vavy naolana dimy lahy
Mpianatry ny oniversite roa vavy nanamparan’ny dimy lahy ny filan-dratsiny tao Toamasina. Nitsoaka ireo nahavanon-doza. Voaambana antsy sady naolana ny mpianatra roa vavy avy ao amin’ny oniversite Barikadimy, tao amin’ny moron-dranomasina ambadiky ny arabe Ratsimilaho, ny 27 aogositra teo. Avy nanao fanadinana izy roa vavy. Nifampitarika teny amoron-dranomasina haka rivodrivotra […]
Mpamerin-keloka : jiolahy iray maty voatifitry ny polisy
Lavon’ny balan’ny polisy ny jiolahy iray tao amin’ny fokontany Morafeno Vangaindrano, afakomaly. Azo sambo-belona kosa ny jiolahy iray namany voarohirohy ho tompon’antoka tamina halatra sy fanafihana mitam-piadiana. Nahazo loharanom-baovao ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’i Vangaindrano momba ny fisiana andian-jiolahy mikasa hanafika ao amin’ny fokontany Morafeno. Tsy niandry ela ny […]
Nampitandrina ny Emmo/Nat: tsy mila korontana ny vahoaka malagasy
« Ankatoky ny fifidianana isika izao, mihorohoro ny sain’ny rehetra. Eto izahay mpitandro filaminana hiaro ny andrimpanjakana sy ny vahoaka », hoy ny lehiben’ny fibaikoana ny zandarimariam-pirenena, ny Jly Rakotondrazaka Andriantsarafara. Mihazakazaka ny toe-draharaham-pirenena eto amin’ny firenena amin’izao ankatoky ny fifidianana izao. Manoloana izany indrindra, nampitandrina ny teo anivon’ny Emmo/Nat (Etat-Major mixte […]




