L’échéance électorale approche à grand pas et les candidats semblent avoir chacun leur objectif. L’image politique reste plus ou moins confuse ou au contraire, très claire, c’est selon. Dix candidats se joignent pour l’annulation de la candidature du président démissionnaire qui lui, continue sa route vers les élections. D’autre part, […]
Mois : septembre 2023
Rencontre à huis clos: face-à-face HCC et collectif des candidats
La conjoncture politique évolue rapidement. Alors que les membres de la HCC ont rencontré les candidats « récalcitrants » hier, les partisans des candidats militants pour la tenue des élections multiplient les annonces sur terrain. La Haute cour constitutionnelle (HCC) est à l’écoute des candidats. Les juges constitutionnelles ont rencontré, […]
Tetikasa Kopakelatra : mpiasan’ny Star 800 nanadio
Ankalazaina isaky ny 16 septambra ny Andro maneran-tany ho an’ny fanadiovana (World Clean Up Day). Nanamarika izany hatrany ny orinasa Star, tato anatin’ny dimy taona. Ho an’ity taona 2023 ity, manodidina ny 800 ny mpiasa manerana ny Nosy, nanadio ny manodidina sy ny lalana ary ny toerana iraisan’ny daholobe, tamin’ny […]
Kitra – « D2 National » : fandresena iray dia tafita ny JSA Ihorombe
Notanterahina omaly, tany Mahajanga sy Antsirabe, ny andro fahatelo, fifaninanam-pirenena « D2 National », taranja baolina kitra eto Madagasikara. Maka fandresena iray sisa, tafita amin’ny dingana manaraka ny JSA Ihorombe. Nisaraka ady sahala, 2 no ho 2, izy ireo sy ny AS Jet Bongolava. Manana isa fito ity klioban’Ihorombe izay mifaninana any […]
SOMBIM-BAOVAO
Nisaraka ady sahala, 1 no ho 1, ny fihaonan’ny Athletico Madrid, klioba espaniola sy ny FC Lazio, klioba italianina. Nahavita fihetsika goavana ny mpiandry haraton’ny Lazio, Ivan Provedel, ny talata alina lasa teo. Ity mpilalao ity, nahasahala ny isa tany amin’ny minitra farany, faha-95 min. Nanomboka ny talata lasa teo, […]




