“Haikanto ary tena kolontsaina tokoa ny hatsikana” hoy Ralijaona Mamy, tomponandraikitry ny « Festival du Rire Jôkôsô ». Ao anatin’ny hetsika hanatrarana ny vina, ny amin’ny fampivelarana ny hatsikana malagasy izy ireo amin’ izao, ary anisan’izany ny « Festival du Rire Jôkôsô ». Tanterahina ny 11 hatramin’ny 14 oktobra 2023, eny amin’ireo ivontoerana maro […]
Mois : octobre 2023
Seha-pihariana : fiompiana karazam-biby hafakely sy miala amin’ny mahazatra
Seha-pihariana iray mahaliana sy mahasarika olona maro ny fiompiana sy fambolena eto Madagasikara. Anisan’izany ny fiompiana ireo biby miaina anaty ala sy miala amin’ny mahazatra. Asa mila fikirizana sy fitiavana ny fiompiana. Mitaky asa 24 /24 ora, ary 7/7 ny asa, izany hoe, na andro na alina. Tsy maintsy eo […]
FANTINA sy FINTINA
Niantso ny tsy hampiasana herisetra ny filohan’ny Antenimiera, Razanamahasoa Christine, omaly, teny Tanjombato. Avy any Bruxelles ny tenany ary nanazava ny toe-draharaha tamin’ny Vondrona eoropeanina. Niaiky izy fa tena mafana ny raharaha. “Tokony ho hita ny fitoniana. Aoka hifanaja amin’ny zo fototra sy tsy hampiasa hery… Samy handinika ka samy […]
Fisamborana sy fanalavana fihazonana: mitaky ny hamoahana an’i Rina ireo olom-boafidy Tim
Nanao ranolava ny fitakiana. Nanao fanambarana tetsy Bel Air ireo olom-boafidy Tim, omaly. «Manameloka tanteraka ny nisamborana amin’ny tsy misy fotony sy tsy misy antony ary koa ny itazonana tsy araka ny lalàna ny sekretera jeneralin’ny Tim, Randriamasinoro Rina, izahay», hoy ny depiote Rabenirina Mamy. Nohamafisin’ny birao politika nasionaly izany […]
Vahoaka hendry
Mazava ny lalan-komban’i Madagasiraka ! Na krizy lavareny, na fifidianana. Mampibaribary ny kandidà 11 mirahalahy, na misy aza ny misababaka. Tsy hilalao eny an-kianja izy ireo raha mbola tsy miova ny mpikarakara sy mpitsara ny lalao. Tsy handray ny fiaingana izy ireo raha mbola izao ny fitsipi-dalao. Manomana paikady hafa […]




