Mois : octobre 2023

Ben’ny Tanàna, Andriantsitohaina Naina : “Aoka tsy hatao sorona Antananarivo…”

Niantso ny mponin’Antananarivo ny ben’ny Tanàna, Andriantsitohaina Naina, omaly, tamin’ny alalan’ny fanambarana, mba ho sarotiny sy ho saro-piaro amin’ny renivohitr’i Mada­gasikara. Nolazainy fa misy mikasa hanao an’Antana­narivo ho kianjan’ny korontana sy ny tetika ara-politika indray. “Miantso antsika, fa indrindra ny vahoaka, mba tsy hanaiky izay rehetra mety ho fitarihana amin’ny […]

Tovolahy voatifitra : vovo-bolamena voaroba, 9 tapitrisa Ariary very

Naratra mafy, voatifitra teo amin’ny loha sy ny fitombenany ny lehilahy mpanao afera. Lasan’ny jiolahy ny vola 9 000 000 Ar sy ny vovo-bolamena 61 gr. Nandrasan’ny jiolahy kendry tohina, voaroba ny vola mitetina 9 500 000 Ar niaraka tamin’ny vovo-bolamena 61 grama. Lasibatra ny mpisera roa lahy tao Ambatonakanga, fokontany Fiherenantsoa, kaominina Sahatsiho/Ambohimanjaka, ny alin’ny […]

Conjoncture politique: appel du système des Nations Unies à une solution pacifique

Dans un communiqué de fin de mission dans le cadre du suivi des avancées réalisées dans la préparation de l’élection présidentielle du 9 novembre, en plein remous politique, les émissaires des Nations Unies insistent sur la résolution pacifique de la situation, en priorisant le dialogue. Programme chargé des émissaires des […]

Manifestation à Analakely: l’OMC déterminé à faire respecter l’ordre

Non-autorisée. C’est ainsi que l’Organe mixte de conception (OMC) qualifie la manifestation prévue ce jour sur la place du 13 mai, par le collectif composé des 11 candidats à l’élection présidentielle. Aucune demande d’autorisation allant dans ce sens n’a été en effet déposée au niveau de la Préfecture, l’entité en […]