Mois : novembre 2023

Tranomboky monisipaly : mitohy ny fampiroboroboana ny haikanto

Mitohy eny amin’ny Tra­nomboky monisipaly Ana­la­kely, anio tolakandro, ny hetsika “Let’s read”, ao anatin’ny Diary Nofy, andiany faharoa. Haikanto mitondra anatra sy fanabeazana, indrindra ho an’ny ankizy no tena mahazo sehatra ao anatin’ity hetsika ity. Tanjona amin’izany ny famerenana ny hasin’ny boky eo amin’ny fanabeazana ny ankizy. Eo ihany koa […]

Atrikasa Hay : lohahevitry ny hetsika ny fanenomana

Tanterahina anio, eny amin’ny Fondation H Ambatomena, ny famaranana ny atrikasa Hay, ho an’ity volana novambra ity. Raha tsiahivina, fanenomana amin’ny alalan’ny tanana no nozaraina nandritra izany. Haneho ny fahaizana azony tao anatin’ny atrikasa ny mpandray anjara anio. Anisan’ny mampiavaka ity ivontoerana eny Ambatomena ity ny fanomezana lanja manokana ny […]

FZMMRA – Doany Dadabe Rakotomaditra : natomboka ny fanamboarana ny tohatohabato

Anisan’ny toerana manan-tantara eny Atsimondrano ny fisian’ny doany ao Ankadivoribe Soalandy. Mandray andraikitra ho fikoloana izany ny FZMMRA. Fikambanan’ny zanadrano mpitsabo mpikaroka raokandro malagasy Atsi­mondrano na ny « FZMMRA ». Misahana sy mise­hatra manokana amin’ny fiarovana sy ny fikarakarana ireo vakoka, fitsaboana nentim-paharazana manerana ny Nosy. Nomarihina tamin’ny fanatanterahana ny vavasa fanamboarana […]

FANTINA sy FINTINA

Niarahaba ny fandresen’ny Barea, nanoloana ny Les Sao, Tchad, ny kandidà Andry Rajoelina. Nam­barany fa nanandratra avo ny voninahi-pirenena ny ekipa. “Azontsika androany ny isa telo… Velona indray ny fanantenana. Misaotra ry zalahy”, hoy izy. Mitohy ary hihamafy ny fampiharana ny fepetra fiahiana ny fandriampahalemana, araka ny nambaran’ny prefet an’Antananarivo, […]