Mois : décembre 2023
« Grand Tournoi d’Antananarivo » : misongadina ny Elgeco Plus sy ny Disciples FC
Taorian’ny andro faharoan’ny fifaninanana « Grand Tournoi d’Antananarivo », taranja baolina kitra, nivoaka ny filaharana isam-bondrona ho an’ireo ekipa 16 mandray anjara. Amin’ireo klioba mandray anjara amin’ny “Orange Pro League” OPL, misongadina tanteraka ny Disciples FC sy ny Elgeco Plus. Nahazo fandresena roa, tamin’ny lalao roa nataony avy, izy ireo. Mitarika ao […]
SOMBIM-BAOVAO
Manomboka manatanteraka fifaninanana avy ireo seksiona anivon’ny ligy eto Madagasikara. Anisan’ireo efa manao izany ny any Bongolava, ny alarobia lasa teo. Ankoatra izay, miditra amin’ny manasa-dalana izao ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ Anosy. Marihina fa ny alahady lasa teo ny ampahefa-dalana. Notanterahina ny alarobia lasa teo, ny andro faha-15 […]
Mpilalao mendrika aty Afrika : hiady toerana i Salah, i Hakimi ary i Osimhen
Hotanterahina any Marrakech Maroc, ny alatsinainy 11 desambra ho avy izao, ny fanolorana mari-pankasitrahana ireo Afrikanina mpilalao baolina kitra “Caf Awards”. Raha ho an’ny sokajy lehilahy, miisa telo ireo hiady ny amboaran’ny mpilalao mendrika aty Afrika, taom-pilalaovana 2022-2023. Anisan’izany i Mohamed Salah, egypsianina sy i Achraf Hakimi, marokanina ary i […]
Lomano-Africa Juniors : Malagasy mpilomano 8 mifaninana atsy Maorisy
Nanomboka ny 6 desambra lasa teo ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy Junior, taranja lomano, tanterahina atsy amin’ny nosy Maorisy. Atleta 8 mianadahy no misolo tena an’i Madagasikara. Hiditra amin’ny andro fahatelo ny “Juniors Swimming&Open Championships 2023” any Côte d’Or, Maorisy. Fifaninanana andiany faha-15, natokana ho an’ny atleta 14 […]




