“Voafaritry ny lalàna ny fanavaozana isan-taona ny lisitry ny mpifidy (Rale). Manomboka ny 1 desambra ka hatramin’ny 15 mey ny taona manaraka”, hoy ny mpampakatenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava, amin’izao Rale izao. Entanina ny tsirairay hanatona ny fokontany fa ny lisi-pifidianana amin’izao ihany no hampiasaina. Mety hitranga koa ny fanavaozana manokana hiatrehana fifidianana. […]
Mois : décembre 2023
Rabeson Heriniaina : “Mba hijery ny sosialim-bahoaka amin’izay ny fitondram-panjakana”
Vita iny ny fifidianana. Ahoana ny ho tohin’ny raharaham-pirenena? Maneho ny fijeriny ny avy amin’ny fiarahamonina sivily, ny filohan’ny fikambanana Tanora miara-miasa (TMM), Rabeson Heriniana: “Mba hijery ny sosialim-bahoaka amin’izay ny fitondram-panjakana.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Fahitanareo ny fifidianana teo amin’ ny maha mpanara-maso anareo? Rabeson Heriniaina (-): Tamin’ny […]
TARATRY ny KANTO
Hamarana ny andian-tseho any Frantsa i Poopy. Efa tamin’ny volana oktobra no nihazo an’i Frantsa ny tarika. Seho maromaro no nomanin-dry Poopy, tontosa avokoa izany. Nahazo tombony aza ireo tsy mbola nahita, satria mbola misy seho faradoboka ny sabotsy 9 desambra izao, ao amin’ny Lapa Event, Paris. Hisy ny voandalana […]
Galerie Mozaik : haneho ny haikantony i Isaac Azaly
Tanterahina eny amin’ny Galérie Mozaik Antsahabe, manomboka ny 7 desambra 2023 hatramin’ny 6 janoary 2024, ny fampirantiana « Isegno », hanehoana ny haikanton’i Isaac Azaly. Fampirantiana anisan’ny sangany sy manana ny maha izy azy izy ity noho ny fahasamihafan’ireo haikanto ho hita mandritra ny hetsika. Eo koa ny maha mpahay kanto marolafy an’i Isaac […]
Tazanim-potsiny : simba ny teny malagasy
Na tsy mitsikera aza, tsy manitsy ! Maro ny fahadisoana (miteny, manoratra) eo amin’ny teny malagasy, ankehitriny. Iray amin’ireo loza mitatao hanimba ny teny malagasy ny dokam-barotra. Atao tery vay manta, ohatra, ny fanakambanana ny teny vahiny amin’ny teny malagasy mba hanome na hilaza hevitra isan-karazany. Porofo iray lehibe ny […]




