Jiolahy mpamaky trano sy ny sakaizany voasambotry ny zandary tao Falimanjaka, fokontany Betafo, kaominina Ambohimangakely, ny 1 janoary 2024 teo. Nentin’io jiolahy io ny bisikileta saingy nifanenjehan’ny fokonolona izy ka nariany izany. Nanara-dia ny mpitandro filaminana ka noraisim-potsiny tao an-tranon’ny sakaizany io mpamaky trano io. Lehilahy nikasi-tanana zaza tao Ankazomiriotra, […]
Mois : janvier 2024
Tsy mifidy hangalarina: jiolahy tratra nangalatra jiro mirehidrehitra
Noraisim-potsiny! Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahefatra (CSP4) Isotry, teny Ampefiloha, afakomaly, ireo jiolahy roa. Tratra teo am-pangalarana jiro mirehidrehitra nandravahana ny lalana nandritra ny fankalazana ny fetin’ny Krismasy sy ny taom-baovao ry zalahy ireto. Manao ny asa fanaony toy ny mahazatra amin’ny alalan’ny fisafoana eto an-drenivohitra […]
04 janoary 2024
Tir en l’air du 04 janvier 2024
Motocross: la Triple Couronne ouvre la saison
Ce 14 janvier, le 100% MX Track d’Ambohidava sera le théâtre de la première compétition de motocross (MX) de l’année. Sous la houlette de la Fédération malgache de motocyclisme (FMaM), la 3e édition de la Triple Couronne promet du spectacle et du suspense. A noter qu’il s’agit d’une course hors […]




