Mahasarika an’i Claude Azema ny fitantanan’Andrianirina Julio Edouard, filoha vonjimaikan’ny federasiona malagasin’ny tsipy kanetibe. Manomboka mitsiry ny vahaolana ho an’ireo Malagasy mpankafy ity taranja ity. Nambaran’ny filohan’ny federasiona malagasin’ny tsipy kanetibe (FSBM), Andrianirina Julio Edouard, ny sabotsy lasa teo, teny Tanjombato, fa efa azo antenaina ny tsy hahavoasazy an’i Madagasikara. Ny 24 febroary […]
Mois : mars 2024
INDRAY MIJERY
Sekoly miisa 228, mpianatra 225 408 no hanombohana ny fanentanana ny fisorohana ny voina an-tsekoly. Ao anatin’izany koa ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo talen-tsekoly mahakasika ny vonjy voina sy ny fiantohana an-tsekoly ary ny fandrafetana sy famenoana ireo “dossiers sinistres” sy ny “fiches établissements” iarahana amin’ireo ray aman-drenin’ny mpianatra. Lohahevitra ho […]
Praiminisitra Ntsay Christian : “Mahamenatra ny mahita zandary manao kolikoly”
“Mahamenatra ny mahita zandary manao kolikoly eny amin’ny arabe rehetra eny. Ahoana moa no hieritreretana hoe misy tomponandraikitra mifehy azy ireny zandary ireny? Ny dikan’izany: na tsy hoe tsy voabaikon’ny tomponandraikitra izy ireny na miray tsikombakomba ao anatiny ao. Izay no mahatonga an’ireny tsy mety mitsahatra.” Io no nambaran’ny Praiminisitra […]
Dr Andrianasolo Naivolalaina Eric : tsy misy antony hangalarana taova
Tsikaritra tato anatin’ny herinandro vitsy ny firaisankinan’ ny sendikan’ny dokotera mpitsabo (SMédFM), amin’ny fitazomana am-ponja ireo dokotera namany. Miray feo amin’ny holafitry ny dokotera ho fangatahana famotsorana azy ireo eo am-piandrasana ny fitsarana. Tetsy andaniny, nanazava ny filohan’ny holafitry ny mpitsabo, Andrianasolo Naivolalaina Eric, fa raha resaka fitsaboana dia tsy […]
Metiers du web –Toamasina: handray ireo tanora niofana ny mpampiasa
Hampitombo ny tahan’ny tanora misitraka asa sahaza ny fampiofanana faobe arahina fandraisana mpiasa mivantana amin’ny asan’ny web. Tanora miisa 200 tamin’ireo 800 namaly ny antso nataon’ny minisiteran’ny Fampianarana tekinika sy ny fanofanana arakasa no nanaraka fiofanana amin’ny Asan’ ny web, andiany voalohany, ao Toamasina. Tsy maintsy nandalo sivana izy ireo […]




