Mois : mars 2024

VAOVAO TAMBATRA

Hampitombo ny sidina Paris -Madagasikara ny kaompania Air France manomboka ny volana avrily. Hanao sidina indimy isan-kerinandro miainga avy ao Paris ny kaompania, ny 8 avrily-2 jona. Hitombo enina izany ny volana jona sy septambra. Hanao sidina mandritra ny 7 andro kosa ny Airbus A350-900, ny 1 jolay ka hatramin’ny […]

Amboara « Pierre Castel» : amidy eny amin’ny Carrefour ny vokatra

Afaka manitatra ny lalambarotrany eny amin’ny tsenambarotra lehibe ny mpan­dresy miisa efatra tamin’ny amboara « Pierre Castel », (andiany 2022 sy 2023), notohanan’ny orinasa Star. Nisitraka izany ny orinasa Honey of Madagasikara, ma­nangona, manodina ary ma­nondrana tantely. Eo koa ny Tiava, mamokatra totom-boanjo natoraly, mamy sy masira. Ny Kassava, mamokatra lafarinina mangahazo ho lasa […]

Teknolojia vaovao : velarantany 50ha voavoly honko tamin’ny drône

Mitohy hatrany ny hetsika fambolen-kazo manerana ny Nosy. Ny alahady teo, mihoatra ny 500 kg ny masombolina honko voavoly tamina velarantany 50 ha natao, tamin’ny alalan’ny drône, tao Antsogno-Kivalo, kaominina Marofandilia, distrika Morondava. Hahafahana mamboly honko anatin’ny fotoana fohy sy mampitombo ny velarantany hambolena ny fampiasana ny teknolojia vaovao. Manamafy […]

Jica – MTP : tetikasa hikojakojana ny lalana sy ny tetezana

Manohana an’i Madagasikara amin’ny lafiny teknika momba ny fomba fanadihadiana mahakasika ny lalana sy ny tetezana ny fiaraha-miasa japoney Jica. Misy ny vaomiera iombonan’ny roa tonta natsangana. Natao omaly 5 marsa 2024, teto Antanana­rivo, ny fivorian’ny Vao­miera iombonana mpandrindra ny asa (CCC) ao anatin’ny Tetikasa ho fampandrosoana ny fitantanana ny […]

TARATRY ny KANTO

Hizara ny “Fidiovana”, manomboka anio, ny mpikarakara ny Taombaovao Malagasy. Hanomboka amin’ny 8 ora maraina ka hatramin’ny sabotsy 9 marsa izany, eny amin’ny vavahady N°3, ao amin’ny Kianja­ben’i Mahamasina. Fotoana hanombohan’ireo “Fama­to” hanadiovana an’Imahamasina, izay toerana anisan’ny handray ny fankalazana, ihany koa izany.   Johary Ravaloson, Malagasy mpanoratra, miaraka amin’ilay […]