Andrasana amin’ny taona ho avy ny fandehanan’ny train urbain izay ho lasa ho train électique, izany hoe, handeha amin’ny herinaratra. Efa an-dalana kosa ny fanafarana ireo fitaovana sy kojakoja ilaina amin’ny fampandehanana ny tetikasa. Antony tsy hahatrarana ny fe-potoana voalaza teo aloha tokony hampiasana ity zotram-pitanterana ity. «Anatin’ny fanafarana ireo […]
Mois : mars 2024
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 5 ny mpampiasa vola vahiny amin’ny fizahantany vonona ny handraharaha eto Madagasikara. Toerana 15 no efa hita azo hananganana fotodrafitrasa an’ny fanjakana na koa tsy miankina. Vondrona fandraisam-bahiny lehibe 7 ihany koa no efa nilaza fa liana ho eto amintsika. Anisan’ny paikady hampiroboroboana ny fizahantany avokoa ireo. Hapetraka ny […]
Morondava: manana ny anjara toerany ny rano
Nankalazaina omaly 22 marsa, tany Morondava, ny Andro maneran-tany ho an’ny rano. Lohahevitra noraisina ny hoe « Rano antoky ny filaminana ». Mikendry ny hanasongadinana ny anjara asa lehiben’ny rano amin’ny fampiroboroboana ny filaminana sy ny fandriampahalemana, ny fiaraha-miasa ary ny fampandrosoana maharitra. Nitarika ny fotoana, tany Morondava, ny minisitry […]
Fiompiana trondro: hatao fivelomana andavanandro ho an’ny isam-pianakaviana
Anisan’ny paikady hanatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo ny fampiroboroboana ny fiompiana trondro. Azo atao ny manatanteraka azy, na amin’ny toerana tery eny an-tokotany aza. Vitsy ny misehatra amin’ny fiompiana trondro eto amintsika. Nitsidika ny Foibe fikarohana ampiharina amin’ny fampandrosoana eny ambanivohitra (Fofifa) eny Ampandrianomby, ny minisitry ny Jono sy ny toekarena […]
Rugby – «Top 12 Mada» : hanala vela amin’ny Cosfa ny Uscar
Hanomboka rahampitso, eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny andro voalohany amin’ny fifaninanam-pirenena, taranja rugby « Top 12 Mada ». Telo ireo lalao voalahatra amin’izany. Anisan’ny fihaonana andrasan’ny rehetra ny an’ny Cosfa (Bebaoty) sy ny Uscar (Kaominina Antananarivo Renivohitra). Hanala vela amin’ity ry zareo Uscar. Raha tsiahivina, izy ireo no niatrika […]




