Mois : mars 2024

Eglise Jesosy Mamonjy Tsarahonenana : Regain de tension

Le problème interne de l’Eglise Jesosy Mamonjy, persiste. Faisant suite aux troubles survenus le 18 février, le préfet d’Antananarivo a pris un arrêté ordonnant la fermeture provisoire du temple à Tsarahonenana Andraisoro jusqu’à nouvel ordre, le 22 février. L’exécution dudit arrêté, a eu lieu, hier matin, en présence des éléments […]

Tontolo iainana : natsangana ny mpandrindra stratejika

Nanao atrikasa teto Anta­nanarivo, afakomaly ny tompon’andraikitry ny minisiteran’ny Tontolo iainana (Medd) sy ny mpiara-miombon’antoka iraisam-pirenena. Na­tsan­gana ny Vovonana mpandrindra stratejika ny sehatry ny tontolo iainana (PCS-E). Ra­fitra ifampidinihin’ny mpisehatra marolafy izany. Han­drindra ny asa hanatrarana ny tanjona hanohanana ny Medd. Hita ao anatin’ny PCS-E avokoa ny rafitry ny firenana […]

VAOVAO TAMBATRA

Vita hatrany amin’ny 95%-n’ny asa fanamboarana ny tetezan’i Manambondro, faritra Atsimo Atsinanana. Any amin’ny lalam-pirenena RN12A no ahitana azy, eo amin’ny PK174+150, izay natao “béton”. Namatsy vola ny fanamboarana ny tetezana ny Banky iraisam-pirenena, nataon’ny orinasa Consortium Wietec SDLQ. Hatao ny 27 marsa ho avy izao ny fampiofanana ny fiompiana […]

Toamasina : hampanarahana fenitra ny jono

Tafiditra ao anatin’ny fe-potoana 100 andro, napetraky ny filoham-pirenena ny fampandrosoana isam-paritra. Anisan’ny fomba hanatrarana izany ny fampiharana ny lalàna mifehy ny jono mahakasika ny fitaovana ampiasain’ny mpanjono. Tonga tany Toamasina ny iraka avy any amin’ny minisitera foibe, notronin’ny fitaleavam-paritra momba ny jono sy ny toekarena manga, faritra Atsinanana. Nanampy […]