Nanomboka omaly ny fitetezan-trano ataon’ireo tanora an-jatony ao amin’ny kaominina Ivato, manatanteraka ny tetikasa e-Fokontany. Ny minisitera misahana ny Fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra, ny paositra sy ny fifandraisan-davitra, miaraka amin’ny kaominina Ivato, no manatanteraka ny fanisam-bahoaka manerana ny fokontany 13 ao an-toerana. Ho fanatanterahana ny vina fototra 3 napetraky […]
Mois : avril 2024
Sekolim-panjakana : hisy bakalorea andrana amin’ny mey
Efa ao anatin’ny fanomanana ny fanadinana ny tomponandraikitry ny lycée Rabearivelo amin’izao telovolana fahatelo izao. « Mamita ny fandaharam-pianarana ny kilasy rehetra ary mampiasa polycopies ny mpampianatra hanafainganana ny asa, indrindra ho an’ny kilasy famaranana », hoy ny talen’ny lycée. Misy ny bakalorea andrana iraisan’ny lycée miankina amin’ny fanjakana rehefa […]
Fahasalamana ; avy amin’ny biby ny 95% ny aretina mahazo ny olombelona
Ambana ho an’ny fahasalaman’ny olombelona ny aretina azo avy amin’ny biby ka mila sorohana. Apetraka eto Madagasikara ny ivontoerana ho an’ny hamehana hiadina amin’ny aretin’ny biby. Mifanerasera betsaka amin’ny olombelona ny biby. Ao ireo atao sakafo, misy ny ompiana, izany hoe, misy fifampifandraisana hatrany ny roa tonta. Avy amin’ny biby […]
Minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana: nahazo fitaovana ireo kaominina any Andapa
Nisitraka fitaovana informatika, toy ny ordinatera sy “Panneaux solaires” avy amin’ ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina, ireo kaominina miisa 13 any amin’ny distrikan’Andapa. Notanterahina omaly, tany Sambava, ny fanolorana izany mba hahafahan’ireo ben’ny Tanàna mampiasa tanteraka ny drafitra fanajariana “Schéma d’aménagement communal – Sac”. Hitohy amin’ny […]
Pôle stage Madagascar (PSM): hofanina ny tanora hanana hoavy mamiratra
Tafiditra ao anatin’ny politikam-panjakana ny hampamiratra ny hoavin’ny tanora eo amin’ny tontolon’ny asa. Nisokatra nanomboka omaly ny fiofanana arakasa andiany fahenina anatin’ilay fandaharanasa Pôle stage Madagascar (PSM). Fampiofanana iarahan’ny minisiteran’ny fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra (MIC) sy ny Sendikan’ny indostria eto Madagasikara (SIM) ary ny minisiteran’ny Asa sy ny fampananan’asa (FOP), […]




