Mois : avril 2024

Madagascar – Rwanda: d’éventuelles collaborations dans le développement agricole

Le secrétaire d’Etat rwandais chargé de l’Agriculture et de l’élevage, Eric Rwigamba et le ministre malgache de l’Agriculture et de l’élevage, Suzelin Ratohiarijaona se sont entretenus samedi dernier pour discuter des stratégies visant à renforcer le secteur agricole dans leurs pays respectifs. Cette rencontre fait partie de la visite de […]

Rugby- “Can 2024”: Hiady ny tapakila hiatrehana ny “Mondial 2025” ny Makis Ladies

Handray lalao goavana eto Afrika amin’ny taranja rugby, lalaovin’olona 15, indray i Madagasikara. Efa ao anatin’ny fanomanana izany tanteraka ny Malagasy Rugby. Hisy ny fanamboarana ny kianja Makis Andohatapenaka. Nampahafatarina omaly, teny amin’ny kianja Makis An­dohatapenaka, ny fampiantranoan’i Madagasi­kara ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Can 2024”, Rugby à 15, […]

Fito naratra teny Tsiadana: Taxi-be nifampitrongy, nivadika ny iray

Tapaka hisatra ny taxi-be an’ny zotra 119, afakomaly, teny Tsiadana. Notrongisiny ny fiaran’ny zotra 160 ka nivadika. Vokany, olona fito naratra, zazakely iray no tena voa mafy. Nitrangana lozam-piarakodia nandratrana olo­na teny amin’ny fokontany Tsiadana, Afakomaly atoandro. Taxi-be roa no nifandona teny an-toerana. Naha­tonga ny loza ny fahatapahana tampoka ny […]