Mankalaza ny faha-80 taonany ny ivontoeram-pikarohana ho an’ny fandrosoana na ny Institut de recherche pour le développement (IRD) sady nanamarika ny faha-77 taona nijoroany teto Madagasikara. Nisy ny hetsika nentina nanamarihana izany tetsy amin’ny Institut Français de Madagascar (IFM) Analakely, ny alatsinainy hariva teo. Nizara ny zava-bita sy ny fanamby […]
Mois : mai 2024
Na pao-droa na votso-droa!
Mitohy ny fampielezan-kevitra manerana ny Nosy. Izao vao tena miakatrakatra ny maripana. Izay any ifotony moa tsy tena hita mivantana fa ny eny amin’ny tambajotran-tserasera dia manodoka izay tsy izy. Izay mivoaka toa babany avokoa. Raha ny fitazanana azy rehetra sy ny vahoaka miaraka maka sary dia samy handrombaka […]
Lalam-pirenena faha-7 : vita tanteraka ny tetezan’i Manandona Antsirabe
Mitohy ny asa. 12 volana taorian’ny nanamboarana azy, vita ny fanitarana ny tetezan’i Manandona. Nitokana izany ny filoham-pirenena. Tanteraka ny fanamby ! 84 taona taorian’ny nanamboarana azy, nohavaozina tanteraka ny tetezana ao Manandona PK 186, lalam-pirenena fahafito (RN7). Tonga nitokana izany tany an-toerana, omaly, ny filoham-pirenena sy ireo mpikambana eo […]
TSELATRA
Nifanenjehan’ny fokonolona, lehilahy iray nanendaka mpanao gazety voasambotra teny Ambohimanandray , Ambohimanarina, omaly maraina tamin’ny 7 ora sy sasany maraina. Nalainy ny rojo volamena nilanja 4,42 g. Namoaka io rojo io ilay mpanendaka taorin’ny fanerena azy. Efa mpamari-keloka amin’ny fanendahana sy hala-boty izy. Nisy nanondraka lasantsy sy nanimpy afo ny […]
Nanolan-jaza 13 taona: naiditra eny Tsifahy ilay raikely nahavanon-doza
Notanana vonjimaika eny amin’ny fonjan’i Tsiafahy ny lehilahy iray nanolan-jaza 13 taona, afakomaly. Raikelin’io zaza io ity nahavanon-doza ity. Nohararaotiny nanamparana ny filan-dratsiny io ankizy zana-badiny io. Tsy sahy nitoroka noho ny tahotra anefa ireo fianakaviany. Naharay fitarainana ny mpitandro filaminana fa niharan’ny fanolanana ny zazavavy 13 taona monina ao […]




