Mois : mai 2024

Ririnina 2024 ; Dadafara : « Efa tokony hiova ny fidirana amin’ny hiragasy »

Eto Madagasikara ihany no ahitana ny hiragasy amin’ny firafitra tahaka izao ahitana azy ankehitriny izao. Na izany aza, kolontsaina sy zavakanto anisan’ny tsy nahazo vahana loatra izy ity… Milaza ny heviny momba izay i Dadafara Hiragasy. Gazety Taratra (*) : Tafiditra ao anaty ririnina i Madagasikara. Manao ahoana ny tontolon’ny hiragasy? […]

«LDC 2024» : hofantatra rahampitso izay ho tompondakan’i Eoropa

Fito taona aty aoriana! Hifandona indray ny ekipan’ny Real Madrid Espagne sy ny Dortmund FC Allemagne, ao amin’ny kianjan’ny Wembley Angleterre, rahampitso alina. Lalao famaranan’ny fiadiana ny tompondakan’i Eoropa, “Ligue des Champions (LDC) 2024”, ity hatao ity. Mbola manala vela ny ekipan’i Alle­magne. Tsiahivina fa ny taona 2017, resin’ny Real […]

vovonana Safidy: “Nisy ny fanaovana herisetra tamin’ny fifidianana”

“Ao amin’ny faritra Atsimo Andrefana sy Androy no nisy fifampikasihan-tanana. Tsy nahi­tana mpanara-maso Safidy tany an-toerana, fa ny mpanara-maso Safidy no nanao fanamarinana nahalalana ny hoe nisy tokoa ny olona naratra”, hoy ny mpitondra tenin’ny Sampana anaraha-maso ny fifidianana, ivon’ny demokrasia ifarimbonana (Safidy), Razanamahefa Désirée Marie Stella, teny Ambatonakanga, afakomaly, […]

SOMBIM-BAOVAO

Anisan’ireo mpitsara tafiditra anatin’ny lisitra « Elite A 2024 » izay navoakan’ny Caf ilay Malagasy, vehivavy mpitsara lalao baolina kitra, Hanjavola Dominique Rosa. Hanaraka fiofanana any le Caire renivohitr’i Egypte, ny 9 hatramin’ny 13 jona ho avy izao, ireo izay voasokajy anatin’ity lisitra ity. Notontosaina ny 22 hatramin’ny 26 mey lasa teo, […]

Basikety – N1A : hifanandrina voalohany ny USJFM sy ny GNBC

Hotanterahina manomboka rahampitso hatramin’ny 9 jona ho avy izao, any Toama­sina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, ta­ranja basikety, N1A faritra Atsinanana, lahy sy vavy. Eo amin’ny sokajy vehivavy, ha­nokatra izany any an-toerana ny fifanandrinan’ny USJFM Atsi­mo Andrefana sy ny ekipan’ny zandary GNBC Anala­manga. Raha toa ka ny fihaonan’ny SBBC […]