Manao ny ataony koa ! Mirongatra amin’izao fotoana izao ny fisian’ireo andiam-behivavy mpanao herisetra sy mpanataka poketran’olona mpiantsena ao Bazarikely hatrany tsenam-borondolo Ambolomadinika Toamasina. Dimy vavy izy ireo no indray saron’ny polisy, ny zoma lasa teo, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny lehiben’ny kaomisaria Foibe Toamasina, ny Kaomisera Rakotondrainivonona Panoël Tsiky. Niainga […]
Mois : mai 2024
Fetin’ny Pantekoty : 5 maty ary 74 ny naratra
Nanodinina ny 256 ireo olona tonga nizaha fahasalamana teny anivon’ny hopitaly HJRA, nandritra ny roa andro fankalazana ny fetin’ny Pantekoty lasa teo. 50 tamin’izy ireo tsy maintsy nahiditra hopitaly. Dimy kosa ireo olona maty nandritra izany, raha ny tatitra voaray teo anivon’ny hopitaly HJRA Ampefiloha. « Nahitana tranga betsaka noraisin’ny teo […]
Avy naka “versement” : mpivarotra voaroba 6 tapitrisa Ar
Narahin’ny jiolahy roa lahy nitam-basy, mpivarotra hamonjy fodiana lasibatra tao Toamasina, omaly. Lasa ny vola an-tapitrisany. Lasan’ny jiolahy roa lahy nitam-piadiana ny vola nitetina 6 tapitrisa Ar teny amin’ny lehilahy iray mpivarotra, tao amin’ny Cité Ottino, Tanamakoa 12/12, Toamasina, omaly maraina tamin’ny 8 ora. Nivarotra lambo (kisoa) vao maraina io […]




