Mois : juin 2024

VAOVAO TAMBATRA

Ho tapaka ny lalana RN2, Mandraka, ho an’ny fiara vaventy, eo amin’ny PK 67+642 sy ny PK 67+961. Ny talata 11 jona sy alarobia 12 jona, amin’ny 8 ora maraina hatramin’ny 3 ora tokandrano ny fahatapahana. Antony, ny fandrarahana godirao amin’ny fanarenana ny lalana. Afaka mandeha kosa ny fiara madinika […]

Trafika tany Thaïlande : ampodiana ireo gidro sy sokatra

Nilamina ny resaka ! Averina aty Madagasikara ireo sokatra 1076 sy varika 48 naondrana antsokosoko tany Thaïlande. Nankany an-toerana nandamina izany ny minisitra Max Andonirina Fontaine. Tsy mitsaha-mitombo ny trafikana bibidia eto an-toerana sy iraisam-pirenena. Koa, ataon’ny governemanta malagasy ny ady amin’ny fanondranana tsy ara-dalàna. Nisy ny fifanarahana na­taon’ny minisitra […]

INDRAY MIJERY

Métamorphose, io no anaran’ny tetikasa vaovao izay miompana amin’ny fampiroboroboana ny famoronana maharitra sy manaja tontolo iainana eo amin’ny tontolon’ny lamaody. Tetikasa izay hotantanin’ireo maintimolaly fito mianadahy nandray anjara tamin’ny “International Visitor Leadership Program (IVLP) 2020”. Fanentanana ny mpiasan’ny fahasalamana sy ireo olon-tsotra hanome ra maimaimpoana no hanamarihin’ny Hopitalin’i Fianarantsoa ny […]