Mois : juillet 2024

Olana ara-pitiavana : lehilahy maty nananton-tena

Tovolahy iray no hita faty nihantona tamin’ny ta­dy tao Beampombo Fan­dri­ana, omaly vao maraina. Tsy fantatra mazava izay antony nahatonga azy nananton-tena tamin’ny tady fa efa tsy nisy aina intsony izy tamin’ny fotoana nahatongavan’ny mpitandro filaminana niaraka ta­min’ny dokotera nanao fizahana ny razana. Tao an­atin’ny fanadihadiana na­taon’ny mpitandro filaminana no […]

Bisikleta voafaokan’ny fiara : vehivavy bevohoka niara-maty tamin’ny vady aman-janany

Namoy ny ainy teo no ho eo ilay rangahy voadonan’ny fiara teny amin’ny RN1, teo Ambatonapoaka. Tsy tana ny ain’ny vadiny bevohoka sy ny zanany kely rehefa nentina nihazo ny hopitaly. Voafaokan’ny fiara tsy mataho-dalana niloko mainty ny fiara mazda iray teny amin’ny lalam-pirenena voalohany, teo Am­batonapoaka, distrikan’Ari­voni­mamo, omaly maraina […]