Mois : août 2024

Un vent de renouveau…

D’après l’annonce faite par la Présidence de la République hier, les nouveaux membres du gouvernement du Premier ministre Christian Ntsay devraient être connus dans les prochaines heures. Une bonne nouvelle en tout cas, après des semaines d’attente pour la population qui espère un vent de changement, compte tenu surtout des […]

Taninketsa indostrialy ao Mananjary: tafapetraka ny milina hanodinana « chips »

Mitohy ny fampiroboroboana ny indostria eny Ifotony. Tonga ao amin’ny distrikan’i Mananjary, faritra Vatovavy, omaly, ny milina hanodinana ny soanambo sy akondro ary vomanga ho lasa « chips ». Tetikasa izay tafiditra ao anatin’ny taninketsa indostrialy. Toerana mamokatra voankazo i Mananjary, mahatratra hatrany amin’ny 60 000 taonina isan-taona ny vokatra azo. Antony nametrahana […]

VAOVAO TAMBATRA

Nahazo lavadrano mandeha amin’ny herin’ny masoandro miisa 3 ny lemaka fambolena any Ambararata, distrika Manja, faritra Menabe. Mano­didina ny 10 000 ny tantsaha misitraka ity fotodrafitrasa ity, manondraka velaran-tany 360 ha rehefa tena ara-dalàna ny rano, raha 80 ha no voatondraka teo aloha. Avy amin’ny tetikasa AD2M, ao anatin’ny minisiteran’ny […]