Mois : août 2024

Tahirimbola ho fampiroboroboana ny famokarana (FDA) : manome tohana hatrany amin’ny 3 tapitrisa Ar ho an’ny tantsaha

Manome tohana ara-bola ho fampiroboroboana ny seha-piharian’ny tantsaha ny Tahirimbola ho fampiroboroboana ny famokarana (FDA), ho fampandrosoana ny famokarana sy ny toekarena. Mahatratra hatrany amin’ny 3 tapitrisa Ar ny tohana ara-bola omen’ny Tahirimbola ho fampiroboroboana ny famokarana na “Fonds de développement agricole (FDA)” ireo tantsaha mandeha irery. Miankina amin’ny tolotra […]

Fampandrosoana: marefo ny toekarena malagasy

Marolafy ireo antony mampitontogana ny toekarena sy ny sandam-bola malagasy. Mbola marefo ny firenena ka mora lasibatry ny ady sy ny krizy iraisam-pirenena. Ankoatra izay, mahatratra hatrany amin’ny 80% ihany koa ny fanafarana ataon’i Madagasikara raha oharina amin’ny fanondranana ka mampiakatra ny vola vahiny mivoaka eto amintsika. Tao anatin’ny iray […]

VAOVAO TAMBATRA

Tafaverina eto Madagasikara ny sokatra miisa 142 naondrana antsokosoko, ny faran’ny herinandro teo. Tratra tatsy amin’ny Nosy Kaomoro izy ireo, herinandro vitsy lasa izay. Miisa 232 ny tena fitambarany, fa maty ny 90. Hapetraka any amin’ny Fitahirizana biby any Berenty Toliara, tantanin’ny fikambanana Turtle survival alliance (TSA) izy ireo. Ankoatra […]