Hotanterahina atsy Maurice, ny 18 aogositra ho avy izao, ny lalaon’ny Disciples FC sy ny Orlando Pirates Afrika Atsimo. Andrasana ny mahakasika an’i EL Hadari. Afaka dimy andro, izany hoe, ny 15 aogositra ho avy izao no hanainga eto an-tanindrazana ho any amin’ny Nosy Maurice, ny Disciples FC Madagasikara. Hiatrika […]
Mois : août 2024
Andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora: fotoana ampitomboana fahalalana sy traikefa
Nankalazaina omaly ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora. Notanterahina tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina izany ho an’i Madagasikara. Nitarika izany ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena mpisolo toerana, Ramonjavelo Valéry. “Tanora liam-pivoarana, tanora mahay mikirakira niomerika, fanoitra amin’ ny fampandrosoana maharitra sy lovain-jafy” ny lohahevitra tamin’ity taona ity. “Sehatra […]
« Géoforum »- andiany faharoa: hifantoka amin’ny fikirakirana ny harena an-kibon’ny tany
Hotanterahina etsy amin’ ny Mining Business Center (MBC) Ivato, ny 22 sy 23 aogositra izao ny hetsika “Géoforum”, andiany faharoa. Hetsika iaraha-miasa sy tohanan’ny orinasa Telma Madagascar. Omena sehatra ny fanampiana ireo tanora malagasy maniry ny hanaraka ny lalam-piofanana Géoscience eny anivon’ny sekoly ambony polytechnique Vontovorona. Hifantoka amin’ ny fomba […]
Niofana handrafitra tetibola ireo vehivavy ben’ny Tanàna 94
Manao adisisika amin’ny hampiakarana ny sorabola ho an’ny fahasalamana ny firaisamonina sivily, tafiditra ao anatiny ny sorabola natokana hividianana vaksiny izay mbola miankina betsaka amin’ny mpiray ombon’antoka vahiny. Nikarakara atrikasa nandritra ny roa andro, teny Ambatomirahavavy, ho an’ny vehivavy voafidy ho ben’ ny Tanàna 94 manerana ny Nosy ny Vovonan’ny […]
Indray mijery
Tsy mandray mpiasam-panjakana vaovao ny minisitera rehetra ao anatin’ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana 2024, ankoatra ny fitandroana ny filaminana. Hisy fiantraikany amin’ny fahasalamam-bahoaka eny ifotony ny fanapahan-kevitra satria betsaka ny fotodrafitrasam-pahasalamana miorina tsy misy mpiasa. Nivory niaraka tamin’ny tomponandraikitra sy talen-tsekoly avy amin’ny tsy miankina ny ekipan’ny Ofisy nasionaly misahana […]




