Mois : août 2024

Fifidianana ben’ny Tanàna: mampirisika ny vehivavy ho kandidà ny KMF/Cnoe

Ho fiatrehana ny fifidianana ben’ny Tanàna, manao antso avo amin’ny andriambavilanitra handray anjara mavitrika ny KMF/Cnoe. Manentana ny mpifidy koa ny fikambanana. Hanentana bebe kokoa ny vehivavy eo amin’ny fandraisana andraikitra eny anivon’ny kaominina. Hidi­na ifotony amin’ireo faritra maromaro ny mpikamban’ny KMF/Cnoe, manomboka izao. Anisan’ny hataon’izy ireo amin’ izany ny […]

Tsy salama saina: vehivavy voalaza fa very, hita faty notapahin-doha

Voalaza fa tsy hita popoka ity vehivavy iray tsy salama saina. Hitan’ny fokonolona anefa ny vatana mangatsiakany efa notapahin-tenda, omaly. Mbola ifampitadiavana ny lohany. Vehivavy 59 taona hita faty tsy nisy loha intsony tao amin’ny Andrano­mia­diloha, kaominina Ampi­tana, distrikan’Ambohi­maha­soa, omaly. Nanao filazana tamin’ny radio ny fianakaviany fa tsy hita ny […]

Afa Analakely: hiatrika fifaninanana maro

Ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fialantsasatra ny ankizy amin’izao fotoana izao. Ho an’ny sekolin’ny baolina kitra, Analakely Football Academy, Afa, maro ny fifaninanana miandry azy ireo. Ho an’ny zazalahy U13, handray anjara amin’ny « Orange Challenge », fifanin­tsanana izay karakarain’ny Orange sy ny Union des clubs et écoles de Foot (Ucef), any Mahajanga, manomboka […]