Mois : août 2024

MFM: “Fahadisoana bevava raha tsy hatao ny fifidianana kaominaly”

Nitondra ny fijeriny momba ny teo-draharaha politika eto amin’ny Nosy ny antko MFM. Mila atao amin’ity taona ity ny fifidianana kaominaly, araka ny heviny. “Fahadisoana bevava ny zava-misy, raha tsy hatao ny fifidia­nana kaominaly eto Mada­gasikara amin’ity taona ity. Ny hevitry ny MFM: tokony hatao amin’ity taona ity ny fifidia­nana.” […]

Tsipy kanetibe – «Mada 2024»: hiatrika ny «Tournoi de St Pierre» i Drogba sy i Misa

Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara ho an’ny olon-droa miaraka, lehilahy, eo amin’ny taranja tsipy kane­tibe ny ekipan’ny Mama. Norombahin-dry zalahy, araka izany, ny tapakila handehanana atsy La Réunion. Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, teny amin’ny Kianja Tonga­rivo, ny fifaninanam-pirenena taranja tsipy kanetibe, ho an’ olon-droa. Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara, ny […]

Indray mijery

 Nampahafantarina nandritra ny fananganan-tsaina nataon’ny mpiasan’ny minisiteran’ny Fampia­narana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, omaly, fa efa misokatra ny Ivontoeram-pampianarana teny anglisy CNELA (Centre national d’enseignement de la langue anglaise) any Toamasina. Manampy ny iray efa miorina sy mampianatra eto Antananarivo. Ampiofanina ireo rantsa-mangaikan’ny Ofisy nasionaly misahana ny fisorohana ny voina […]